25/07/2026
Efa mandeha ny balance ato. Ary Misy grand anie miaraka @ Gravity ato zany e. Tena hipoaka bé ity androany ity a.
Lady rock show🔥 eto ampanomanana izahay zao an, miandy anareo 😁
Am 2h30 ny fotoana aty am résidence Fisina Mandroseza 🔥