05/03/2026
🎉 Mikarakara fety ve ianao? Ataovy lehibe… ataovy matihanina!
Afaka manampy hanampy anao izahay hanome lanonana tsy hay hadinoina 😎
✅Écran géant
✅Structure Alu
✅Sonorisation professionnelle – feo mazava sy mahery… fa tsy ilay hoe “hmmm test test” lava 😅
✅Chapiteau – hiaro amin’ny masoandro sy orana, satria tsy afaka mibaiko ny toetr’andro isika 🌦
✅Estrade – sehatra mendrika ho an’ny mpanakanto, mpandahateny… na ho an’ilay tia maka selfie ambony sehatra 😂
🎊 Mariage | Concert | Anniversaire | Évènement entreprise | Fety isan-karazany
✨ Matihanina ny service, milamina ny installation, ary tsara kalitao ny matériel.
📩 Mandefasa « mp » ary raha haka devis na réservation.
⚠️ Ny daty tsara matetika efa voatokana mialoha… aza tara!
́crangéant