28/11/2021
Tongasoa eto amin’ny pejy entana mora ☺️☺️
Izahay dia faly manome fahafahamp-po hoan’ny mpanjifa satria dia mirary ny entana amidy eto am pejy ary natao hoan’ny olon-drehetra tsy ankanavaka 🥰🥰
Koa manasa anao àry izahay hanaraka tsy tapaka ny pejy fa maro ireo entana mety aminao 😁