Service Traiteur

Service Traiteur 😉 Contactez nous aux:

☎️ 034 17 599 05

↩️Service traiteur événementiel 🎂🍡🍽️🎊🎈

11/11/2025

Andramo anie ity Cake malefaka tsara ity e! Misy tsiro citron - vanille - marbré choco - vanille - raisin. Vidiny 13.000ar lehibe GM 26Cm 700gramme. Afaka atao goûté tsara na sakafo maraina.
🧡 Livraison partout Tanà ou à récupérer.
Tél : 0341759905

06/07/2025

Coucou🥰

Ianareo ve tsy mahita hoe matetika ilay olona sarotiny foana tratran'ny taolana🥺😥

VALINY LALAO FARANY  & LALAO VAVAOArahabaina ireto olona telo ireto nahazo t@ tirage au sort ny lalaontsika farany teo.....
30/06/2025

VALINY LALAO FARANY & LALAO VAVAO
Arahabaina ireto olona telo ireto nahazo t@ tirage au sort ny lalaontsika farany teo... Alefa mp avy hatrany ny numéro mobile money...
______________________________

🎁Lalao kely androany: ataovy partage ity publication ity + je participe ao @ commentaires.
NB: ambony kokoa ny chance ho anireo betsaka partage
Rahampitso hariva valiny ity lalao ity: olona telo tsara vintana omena crédit 4000ar tsirairay.
bonne chance 🙏🏽🙏🏽🙏🏽

25/06/2025

Bonsoir 👋

Hialana tsiny indrindra fa somary taraiky Valin'ny lalao an-tsika farany fa somary sahirana kely zahay 🙏🏼🥰

Hello👋🏽Aleo hizara goûter kely: Olona telo tsara vintana omena ireo...✅ Inviter amis ( sélectionner tout les amis) ✅ Par...
16/06/2025

Hello👋🏽Aleo hizara goûter kely: Olona telo tsara vintana omena ireo...
✅ Inviter amis ( sélectionner tout les amis)
✅ Partage anaty groupe 3 fotsiny
✅ JP ao @ commentaires

Valiny fisarihana: talata 20h

14/06/2025

Rahampitso maraina @ 8 asiantsika lalao indray fa tapaka jiro 😏👋🏽

Ireto ireo olona dimy tsara vintana tamin'ny lalao tsika voalohany ity. Félicitations 👋🏽 marihana fa isaky ny 3 andro di...
14/06/2025

Ireto ireo olona dimy tsara vintana tamin'ny lalao tsika voalohany ity. Félicitations 👋🏽 marihana fa isaky ny 3 andro dia misy fisarihana fona eto amin'ny pejy ka aza miala lavitra 🥰
Manasa anareo handefa mp na hiantso ny 0341759905.

14/06/2025

Hivaly afaka fotoana fohy ny lalao hahazoana GÂTEAU na MOBILE MONEY🥰 misy fona isaky 3 andro moa izy ity

Gâteau Caramélisé à l'Ananas... afaka atao sakafo amin'ny alahady miaraka @ i dada ao antrano. 😁😁
14/06/2025

Gâteau Caramélisé à l'Ananas... afaka atao sakafo amin'ny alahady miaraka @ i dada ao antrano. 😁😁

13/06/2025

Hey👋🏽Rahampitso harivariva tahakizao ny valin'ny lalao-ntsika (Mvola / gâteau) ... olona firy zao no omena demain? 🤗

12/06/2025

Lalao hahazoana mobile-money na gâteau eto amin'ny pejy. Ireo aloha Hatreto ny mpandray anjara... ankoatra izay vavao vao ampidirina indray... 🫣

Address

Anosibe
Ampitatafika
101

Telephone

+261341759905

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service Traiteur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Service Traiteur:

Share