18/05/2026
Efa tsy andrinay indray ny hihaonana aminareo indray ☺️
Ho anareo izay manontany foana dia 👉misokatra isan'andro izahay ✨
Tarif andavanandro : 3.000 ar
Tarif weekend sy fety : 5.000 ar
Toerana tsy miova : Ambohijanaka