Golden Rent Mdg

Golden Rent Mdg Créons ensemble un événement exceptionnel qui éblouira vos invités ✨ Entreprise Perso

❓MAMPANOFA LOVIA SY SOTRO IHANY VE❓Tsia !! Santionany amin'ireo kojakoja fampiasa amin'ny fandraisana Événement ihany ko...
04/04/2026

❓MAMPANOFA LOVIA SY SOTRO IHANY VE❓
Tsia !! Santionany amin'ireo kojakoja fampiasa amin'ny fandraisana Événement ihany koa ireto :

- Louche / Centre de table / Bol / plateau / Chauffe plat ...

Aza misalasala manantona anay sur Mp / na miantso avy hatrany

Tombony ❓
HOFANY MIRARY / VOLAMENA / MADIO SY MAFATIFATY
Manome valeur LEHIBE ny Réception ataonao ✨

Golden Rent Mdg ihany ! teto daholo ireny sary tsarakely ireny



0345026284 na mp tompoko,

MAMPANOFA LOVIA SY SOTRO VOLAMENA ✨amin'ny hofany mirary dia mirary 🤍Tsy ireo ihany fa ao ihany koa ny :• carafe • Plate...
28/03/2026

MAMPANOFA LOVIA SY SOTRO VOLAMENA ✨
amin'ny hofany mirary dia mirary 🤍

Tsy ireo ihany fa ao ihany koa ny :
• carafe • Plateau • louche • chauffe plat • Bol • tasse ... sns

0345026284 whatsapp ou mp

Eto amin'ny Golden Rent Mdg fa aza mandeha lavitra intsony,
Afaka aterina, afaka recuperena ✨

MAMPANOFA ireo Karazana Lovia sy Sotro volamena Golden Rent Mdg Rent Aza misalasala miantso na miditra Mp,teto daholo ny...
14/03/2026

MAMPANOFA ireo Karazana Lovia sy Sotro volamena Golden Rent Mdg Rent

Aza misalasala miantso na miditra Mp,
teto daholo ny olona no naka,
Toerana ❓ :
0345026284

Tombony ❓ Sans caution, mirary, volamena manjakely,

Couvert et assiette VOLAMENA 1000 ariary/ personne( AMIN'NY HOFANY MORA INDRINDRA ✨Tsy izay ihany, ao koa ny Carafe • Pl...
20/02/2026

Couvert et assiette VOLAMENA 1000 ariary/ personne
( AMIN'NY HOFANY MORA INDRINDRA ✨

Tsy izay ihany, ao koa ny Carafe • Plateau • Présentoirs • centre de table • sns ...

Tombony ?

❌ ZERO CAUTION ❌

Aza misalasala miantso na mandefa Mp



0345026284

FENO TANTERAKA ✨ SA MBOLA MISY KELY ❓ 👀Mankasitraka, maka Telina, ary Mirary soa sy fety finaritraho an'ireo rehetra nan...
24/12/2025

FENO TANTERAKA ✨ SA MBOLA MISY KELY ❓ 👀

Mankasitraka, maka Telina, ary Mirary soa sy fety finaritra
ho an'ireo rehetra nanofa Lovia sy Sotro Volamena lasa any 🙏

Mirary Fety sambatra sahady 🌲
Tsotra ny Teninay :
Indraminay kely ny fankasitrahana lazainareo foana rehefa avy maka ato aminay : "Mbola hafa Golden Rent Mdg "✨

Mirary soa tompoko ✨
BISOUS 🤍🤍

💥💥 LOCATION mora indrindra 💥💥✨✨500 personnes ilay farany teo ✨✨749.000 ariary monja nefa 😏, nefa Fety volamena toy izao ...
03/12/2025

💥💥 LOCATION mora indrindra 💥💥
✨✨500 personnes ilay farany teo ✨✨
749.000 ariary monja nefa 😏, nefa Fety volamena toy izao ✨
Eny ! tsy mila misahirana intsony eeee,

[ Carafe • louche • plateau • thermos • nappe • ..... ]

Fety foana ary fety volamena miaraka amin'ny Golden Rent Mdg
Raha mila fanazavana fanampiny, sady afaka aterinay sy alainay,

❌ SANS CAUTION ❌
0321705708


Efa manomboka maro ny famandrihana volana Décembre 🌲( Fety miavaka amin'ny hofany mirary kosa miaraka amin'ny Golden Ren...
27/11/2025

Efa manomboka maro ny famandrihana volana Décembre 🌲
( Fety miavaka amin'ny hofany mirary kosa
miaraka amin'ny Golden Rent Mdg ✨)

Amin'ny alalan'ny versement d'acompte ihany no ahafahanay mi réserver Date ho antsika Client 🗓️📌

Antsoy dieny izao 0321705708 na mp 📩

Atoronay fika tsara kely ? tonga dia ilay Couvert/ assiette Complet alaina : 1.500 ariary monja, efa ao daholo izay ilaina ho an'ny services basiques [ Entrée / Résistance / dessert / jus ]

Tsy izay ihany : Carafe / Plateau / Louche / ....

➡️SANS CAUTION / MINIMUM DE DOSSIER / MOINDRE COÛT

✨HO AVY NY FETY BE ✨MAMPANOFA AN'IRETO Golden Rent Mdg fa sao tara famandrihana indray ianao, eny ianao io !!Inona avy ❓...
24/11/2025

✨HO AVY NY FETY BE ✨
MAMPANOFA AN'IRETO Golden Rent Mdg fa sao tara famandrihana indray ianao, eny ianao io !!

Inona avy ❓
- Lovia - sotro - fourchette - couteau de table - coupe dessert -
- carafe - plateau ... sns maro samihafa

hofany ❓
Mirary dia mirary 💯

hatsarany ❓
VOLAMENA ✨

tombony ❓
- SANS CAUTION
- dossier vitsivitsy monja [ na rahampitso ary ianao no mila lovia roanjato isa, MISY ‼️

0321705708 na mp 📩

🎉Les fêtes approchent à grand pas ! 🎉LOCATION DE COUVERT / ASSIETTE COMPLET ✨1000 ar > 1500 ar !Réservez dès maintenant ...
10/11/2025

🎉Les fêtes approchent à grand pas ! 🎉
LOCATION DE COUVERT / ASSIETTE COMPLET ✨
1000 ar > 1500 ar !

Réservez dès maintenant chez Golden Rent Mdg
+261321705708

❌ SANS CAUTION ❌

1000 ariary/pers : Location Basique ✨ Lovia & Sotro ✨Antsoy dieny izao fa ataotsika tsara tarehy ny eo ambony latabatra ...
03/11/2025

1000 ariary/pers : Location Basique ✨ Lovia & Sotro ✨
Antsoy dieny izao fa ataotsika tsara tarehy ny eo ambony latabatra

Eto amin'ny Golden Rent Mdg
Ahitanao ireo karazana fitaovana handraisanao ny invité-anao,

- Verre / carafe / tasse / sous tasse / plateau / thermos / nappe / ...

Antsoy dieny izao : 0321705708
na midira amin'ny hafatra miafina ✍️

❌ SANS CAUTION ❌

RÉSERVATION FORTEMENT CONSEILLÉE 📞La grève est terminée, les fêtes reprennent… et les tables n’attendent plus que vous !...
21/10/2025

RÉSERVATION FORTEMENT CONSEILLÉE 📞

La grève est terminée, les fêtes reprennent… et les tables n’attendent plus que vous ! 🍽️
Louez votre service complet de couverts et créez une table élégante sans stress. ✨

❌ SANS CAUTION ❌

+261321705708
Ou mp

Address

Antananarivo

Telephone

+261325056297

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Golden Rent Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Golden Rent Mdg:

Share

D**o Events Group

Musicien/groupe