Sasah Traiteur MDG

Sasah Traiteur MDG Pour que vous puissiez vous régaler

07/03/2026

Eglise Catholique Saint Louis de Gonzague Mandrosoa

21/02/2026


21/02/2026
🔴 Nous tenons à informer notre aimable clientèle que les réservations de date pour cette année 2025 est clôturée. Nous s...
17/11/2025

🔴 Nous tenons à informer notre aimable clientèle que les réservations de date pour cette année 2025 est clôturée. Nous sommes overbooké, jusqu'à mi-janvier 🥰🥰🙈.
Nous vous remercions pour votre confiance.

Cependant, les réservations pour l'année 2026 sont déjà ouvertes ( à partir de 20 janvier). Nous vous invitons à nous contacter dès maintenant pour réserver, ou pour plus d'informations.

Votre satisfaction est notre plus belle récompense, et nous mettons tout en œuvre pour continuer à vous offrir des prestations à la hauteur de vos attentes.

❤️❤️ Mankasitraka be dia be anareo rehetra nahatoky anay ❤️❤️ Homban'ny fahasoavan'Andriamanitra mandrakariva 🙏🏽🙏🏽🙏🏽

Elaela kely tsy teto, tsy taiza fa variana kely t@ry GenZ, ry Jeneraly Bomba, ry ilnouzamenti, ry "we wish to learn" sns...
31/10/2025

Elaela kely tsy teto, tsy taiza fa variana kely t@ry GenZ, ry Jeneraly Bomba, ry ilnouzamenti, ry "we wish to learn" sns e...
Mandray ny commande sy ny évènement maro karazany foana nefa izahay an.
Tongava ao @ mp na miantso ny 0346115098 - 0336115098
..nareo ve tsy noana???

16/06/2025

🔴 INTOXICATION ALIMENTAIRE 🔴
Mirary fiononana feno ho an'ireo niharamboina, mirary fahasitranana feno ho an'izay marary 🙏🙏🙏

🔴 Tandremo tandremo, ny respect chaîne de froid, Ny Conditions de conservation, Mélange ana produits tsy miaraka mihintsy, ny CHOIX DE PRODUITS! Fahadiovana Sns rehetra......
Tsara foana ny manao contrôle any @ ACSSQDA,

👉 Fa indrindra re tompoko tsy oe Ratsy toetra na Masiaka rehefa mandrara oe tsy azo idirana ny lakozia,

Misaotra ny Tompo mandrakariva @ asa omeny🙏🙏🙏Mankasitraka indrindra anareo clients iany koa  ☺️☺️😊Ireo asa nandritra ny ...
03/06/2025

Misaotra ny Tompo mandrakariva @ asa omeny🙏🙏🙏
Mankasitraka indrindra anareo clients iany koa ☺️☺️😊
Ireo asa nandritra ny volana Mai ❤️

• 03/05/25: Fiançailles Dana Club Talatamaty
• 04/05/25: Baptême Andoharanofotsy
• 10/05/25: Anniversaire salle d'œuvre Ekar Ankadivato
• 14,15,16/05: Jovenna Novotel
• 18/05/25: Ankizy Mi'Antsa Md Louis de Gonzague
• 23,24/05/25: Newpack Dana Club Amboropotsy Talatamaty
• 30/05/25: Dana Club Talatamaty 650 pax 😍

Mitohy hatrany ny fandraisana réservation,
Efa feno tanteraka kosa ny date ho @ mois de Juin 🙏🙏
Adiresy tsy miova 👉👉👉

☎️ 0346115098
0336115098
Mail: [email protected]

16/05/2025

🥰🥰😍😊

🔴 Izay indray vao tafaverina ato oh, Miala tsiny  rehetra izay tsy voavaly mp sy tsy voaray antso  fa somary nandalo tsy...
05/05/2025

🔴 Izay indray vao tafaverina ato oh, Miala tsiny rehetra izay tsy voavaly mp sy tsy voaray antso fa somary nandalo tsy fahasalamana 🙏🙏🙏🙏🙏
Miezaka mamaly anareo hatrany izahay.

03 Événements izahay t@iny erin'andro iny, Mankasitraka indrindra hatrany mahatoky 🙏

🛑 Feno tanteraka ny date-nay volana Mai ity 👉 Mbola maromaro ny date malalaka anefa aza misalasala miantso 😊

☎️ 0346115098/ 0336115098
Mail: [email protected]

🌹 Faly loatra rehefa maharay torakavoninkazo  avy  sy ny invités 🥰🥰Ireo asa nandritra ny weekend teo, asa 03 nifanesy📌 1...
14/04/2025

🌹 Faly loatra rehefa maharay torakavoninkazo avy sy ny invités 🥰🥰

Ireo asa nandritra ny weekend teo, asa 03 nifanesy

📌 11/04/25: Menu servis 210 pax
📌 12/04/25: Menu servis 113 pax
📌 13/04/25: Livraison cocktail & Mignardises & gâteau 60 pax

🙏🙏🙏 Mankasitraka indrindra hatrany ❤️

Fandrio dieny izao ny date -nao, fa afaka mikarakara tsara izahay mifanaraka budget anananao 🥰🥰

☎️ 0346115098
0336115098
📌 Mail: [email protected]
📌 Compte perso: Sambatra Ratsimbaharitantely

Address

Antananarivo

Telephone

+261336115098

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sasah Traiteur MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category