M'Alokaloka

M'Alokaloka LOCATIONS
MAMPANOFA

CHAPITEAUX
LATABATRA
SEZA
CHAISE MARIE
TAPIS ROUGE
BOUGIE ÉLECTRIQUE

Miasa foana na atoandro na alina ✊️✨️Sady miasa mafy💪Aty Andoharanofotsy ny misy anay ooo👉Fa ilay fanasana  azy koa aloh...
05/01/2026

Miasa foana na atoandro na alina ✊️✨️
Sady miasa mafy💪
Aty Andoharanofotsy ny misy anay ooo👉
Fa ilay fanasana azy koa aloha tsy mora an 😅

✨️SERIVISY  HO ANTSIKA  MIKARAKARA FETY✨️Izahay dia manolotra vahaolana feno ho an'ny hetsika rehetra : fampakaram-bady,...
02/01/2026

✨️SERIVISY HO ANTSIKA MIKARAKARA FETY✨️

Izahay dia manolotra vahaolana feno ho an'ny hetsika rehetra : fampakaram-bady, tsingerin-taona, fihaonambe, sns...

✨️Aza manahy intsony amin'ny fandaminana!

✨️ Fanofana Latabatra sy Seza + Serivisy Traiteur Miavaka!

✅️Ny Atolotray Anao:

✨️Latabatra sy Seza
✨️Chapiteaux
✨️Chaises pour les mariés
✨️Tapis rouge
✨️Bougie électrique

✅️Entana tsara kalitao sy madio ho an'ny karazana hetsika rehetra (mariage, anniversaire, conférence, sns.).
💥Afaka manatitra sy maka 💥

✨️TRAITEUR & SERVICE :

✅️Fikarakarana sy fanomezana ny sakafo rehetra.

✅️Ekipa matihanina amin'ny service.

✅️Sakafo Traiteur : Sakafo matsiro, masaka tsara, ary mifanaraka amin'ny tsiro sy ny teti-bolanao. Miainga amin'ny cocktail tsotra ka hatramin'ny buffet !

✅️Aza misalasala manantona anay, fa vita avokoa ny momba ny fitaovana sy ny sakafo.

✅️Avelao ny fikarakarana ho anay, ary ianao kosa mifalia sy mankafy ny lanonana!🎉🎈🎆🎇

📞 Antsoy Avy Hatrany: 034 76 754 99

01/01/2026
✨️ Fandriho dieny izao ny date fa sao dia ho taraiky ny fety ✨️
03/11/2025

✨️ Fandriho dieny izao ny date fa sao dia ho taraiky ny fety ✨️

10/09/2025

✨️Miarahaba antsika mpanjifa
✨️Mba hanatsarana ny fiaraha-miasa dia manentana antsika hanantona mivantana ety bureau by pass na ao amin'ny dépôt Andoharanofotsy.
✨️Afaka mijery mivantana ny entana rehetra.
✨️Maka ny renseignements, conditions ary ny contrat.

034 76 754 99 / 038 20 894 41 / ireo ny numéro ahazahoana anay.

Miasa foana isika ☀️☀️Mankasitraka anareo niaraniasa sy nahatoky hatrany🙏Aza misalasala miantso 034 76 754 99  / 038 20 ...
18/08/2025

Miasa foana isika ☀️☀️
Mankasitraka anareo niaraniasa sy nahatoky hatrany🙏
Aza misalasala miantso 034 76 754 99 / 038 20 894 41

Ny asatsika anio😍Aza misalasala miantso 🤙034 76 754 99 / 038 20 894 41 Liquidation by Aloka
11/08/2025

Ny asatsika anio😍
Aza misalasala miantso 🤙034 76 754 99 / 038 20 894 41
Liquidation by Aloka

Hello hello👋Amizao fety izao isika no tena miasa e😁034 76 754 99 no antsoina
25/06/2025

Hello hello👋
Amizao fety izao isika no tena miasa e😁
034 76 754 99 no antsoina

Milamina tsara 🥰Na malomaloka aza ny andro 😊
29/05/2025

Milamina tsara 🥰
Na malomaloka aza ny andro 😊

Address

Lot H 36 AA Manandona By Pass/Lot MB 362 Mahabo Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 10:00 - 16:30
Tuesday 10:30 - 16:30
Wednesday 10:30 - 16:30
Thursday 10:30 - 16:30
Friday 10:30 - 16:30
Saturday 09:30 - 15:30

Telephone

+261347675499

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M'Alokaloka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share