
19/04/2025
Mitohy hatrany ny fandraisana eto @ Lauren Residence Inn Ambatomirahavavy ho anao izay mikarakara lanonana @ ty taona ity.
Tsy miova ny tarif eto aminay @ ty 2025 ity.
Location salle sans couvert: 9000Ar/pers
Location salle avec couvert individuelle: 10000Ar/pers.
Ho fampianarana sy ho fampatsiahivana ho antsika manao location salle sy izay vao hikarakara fa ireto no atao oe couvert individuelle: 2 Assiette entrée + Assiette resistance + Verre Jus et Verre à Vin + sotro + fourchette + Antsy ary tsy miantoka fitaovana hafa ny espace.
Ny atao oe Déco de Base dia fotsy tanteraka no raisina.
Offre mitokana kosa ho anireo mpivady izay atolotrianareo mpanjifa teto aminay. Maromaro ianareo izay no efa nanao recommendation fa mankasitraka hatrany.
Service traiteur et Pack A-Z avec Déco & Events By Lauren.
Sonorisation et lumière.