OLLYA Shop

OLLYA Shop OLLYA Shop dia toerana fivarotana vokatra ho an'ny vehivavy, lehilahy ary ankizy. Fitafiana, kojakoja, sy zava-mahasoa ho an'ny fianakaviana rehetra.

Kalitao sy hatsaran-tarehy no tanjona.

Coucou mes chéries 😍🥰Tonga ndray ary lay cache maillot ntsika am loko azo isafidianana tsara an 🌸 Ho avy ny fitsangatsan...
03/05/2026

Coucou mes chéries 😍🥰
Tonga ndray ary lay cache maillot ntsika am loko azo isafidianana tsara an 🌸
Ho avy ny fitsangatsanganana sur la plage @ lundi de pentecôte 🤗
So de tara,stock limité ka ataovy dieny zao ary ny commande ntsika .
Mp avy hatrany 👈

20/09/2025

“Misaotra indrindra tamin’ny seho mahafinaritra androany ianareo Denise sy D-Lain. Nampirehareha anay Malagasy ianareo roa mianadahy. Mirary soa sy hery hatrany amin’ny lalana ara-mozika.” 🎶🌟

“Nofinofiko hatry ny ela ny hanangana fivarotana afaka manome safidy ho antsika tanora Malagasy — ka dia teraka ny OLLYA...
10/07/2025

“Nofinofiko hatry ny ela ny hanangana fivarotana afaka manome safidy ho antsika tanora Malagasy — ka dia teraka ny OLLYA Shop ankehitriny.”

“Ahoana raha ireto no entana voalohany amidy ato: akanjo sy kiraro miaraka @ accessoire entina manao vacances”🌸 🌸 😍

“Izay fanehoan-kevitra be indrindra dia ho réalisé nay 😍!”

Tongasoa eto amin’ny pejy OLLYA Shop, natao hivarotana entana manokana ho an’ny vehivavy, lehilahy, ary ankizy. Mpanome ...
04/07/2025

Tongasoa eto amin’ny pejy OLLYA Shop, natao hivarotana entana manokana ho an’ny vehivavy, lehilahy, ary ankizy. Mpanome vokatra kalitao, stylé, ary maha-te hividy, sahaza ny andavanandro sy fotoana manokana izahay.

💡Ao aminay ianao dia mahita:

✅Akanjo sy kojakoja (accessoires) ho an’ny rehetra

✅Entana vaovao sy maoderina

✅Vidiny mirary, kalitao azo itokisana

OLLYA Shop, dia nanangana ho fanomezana fahafaham-po sy fahatokisana ho an’ny fianakaviana rehetra. Mifikitra amin’ny fitiavana, fahadiovana, sy hatsarana izahay.

Mirary soa sy fahombiazana ho anao nyOLLYA Shop
✅ “Articles ho an’ny rehetra, avy amin’ny fo, ho an’ny fianakaviana!”

Mazotoa ary o! 😊🧡

Address

Tanambao 5
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OLLYA Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Nearby event planning services