10/03/2020
Mandrava Sarotra eto Toamasina
Ny zoma 20 marsa 2020 izao, izay atao ao amin'ny Espace les Pangalanes Gare des Manguiers. Iarahana amin'ny Olombelo Ricky sy Edgard Ravahatra.
Amin'ny 8 ora alina.