LETÀ +261

LETÀ +261 DJ - 🇲🇬 MDG +261

  01&03 mey 2016... Fihodinana voalohany ho ahy tamin'iny faritra iny niaraka tamin'ny tarika. 🤗Nanararaotra ihany koa n...
09/05/2026

01&03 mey 2016... Fihodinana voalohany ho ahy tamin'iny faritra iny niaraka tamin'ny tarika.
🤗Nanararaotra ihany koa nitsidika indray ny tànana rehefa aman-taonany maro tsy nandalo tany. Tantara manokana ny ahy sy Fianarantsoa satria niasa tany amin'iny faritra iny nandritra ny taona 2004-2005-2006.
🙏Nahafinaritra ny fandraisana, nahafinaritra ny fiarahana, faly ny fo.
🙏Misaotra indrindra ry FIANARA AAA!!
🙏Misaotra indrindra tarika AMBONDRONA

✅ LETÀ +261 official DJ
📷 Francky Dovan- Photographer
📷 Destiny Project301

📱📱M’ayant contacté via WhatsApp,   m’ont fait confiance pour assurer l’ambiance   lors de leur vodiondry et de leur mari...
06/05/2026

📱📱M’ayant contacté via WhatsApp, m’ont fait confiance pour assurer l’ambiance lors de leur vodiondry et de leur mariage civil du .

👉Leur demande : un savant mélange de classiques des années 80, 90 et 2000, fusionnés avec les sons de la nouvelle génération.

❤️Mission accomplie : une piste en feu, des invités conquis, et une ambiance mémorable du début à la fin.

✅ Mes formules:
➡️Enjoy : DJ
➡️Relax : DJ + Sonorisation
➡️No Stres : DJ + Sonorisation + Lumieres + Effets Speciaux
➡️Paradise : DJ + Sonorisation + Lumieres + Effets Speciaux + MC + Orchestre + Traiteur + Bar + Photographe....et autres

☎️ Contact Whatssap +261 33 11 773 65

📷 : Fy Faellic

🙏🙏 Voninahitra sy fahafinaretana lehibe ho ahy ny namaly ny fanasan'ny Tarika IRAY nanokatra sy nanafana ny sehatra (war...
29/04/2026

🙏🙏 Voninahitra sy fahafinaretana lehibe ho ahy ny namaly ny fanasan'ny Tarika IRAY nanokatra sy nanafana ny sehatra (warm up/pause/after show) tamin'ny seho voalohany nataon'izy ireo ny lasa teo teny @ PHO RESTO Ivato .
👉👉 Nahafinaritra tokoa ny fiarahana, feno ny trano, maro be ireo namaly ny antso.... moa ilay filaza azy...
👊👊 "Manao be" ry zalahy,... tena mahavoa ry "bandy kely" ... Voafehiny ny taranja lalaoviny...
➡️ Ny hafatro : " tohizo ny revin'ialahy isany fa mahafinaritra, mitombò laza, hisondrotra amin'ny avo indrindra anie ny Tarika " ... Sssiioorraaaaaa.
✅ DJ: LETÀ +261
📷 Francky Dovan- Photographer

➡️ Ny fandraisako anjara tamin'ny    nandritra ity volana Aprily ity.👉 12 Aprily Fenoarivo👉 19 Aprily LCO Sabotsy Nameha...
24/04/2026

➡️ Ny fandraisako anjara tamin'ny nandritra ity volana Aprily ity.
👉 12 Aprily Fenoarivo
👉 19 Aprily LCO Sabotsy Namehana

📷 Francky Dovan- Photographer / Tax Randria / K.M.R

➡️ 15 Avril 2026, MDG Vibes en mode corpo event. On a eu le plaisir de transformer une journée récréative d’entreprise e...
20/04/2026

➡️ 15 Avril 2026, MDG Vibes en mode corpo event. On a eu le plaisir de transformer une journée récréative d’entreprise en véritable expérience 100% clubbing : musique, vibes et énergie au rendez-vous...
✅ Pack : DJ-Sonorisation-Lumieres.
🤝 Collab: Scotty Raz / Dj Looping

06/04/2026

🤵👰 Le grand jour de Simon et Ando en 45s. 🇩🇪X🇲🇬
✅ powered by LETÀ +261 ( DJ, Sonorisation, Lumieres, Effets speciaux)

➡️ Avy any Ouganda 🇺🇬🇺🇬 i Ando🇲🇬🇲🇬 no nanao ny famandrihana tamin'ny alalan'ny Whatssap ny volana febroary raha hanomana...
03/04/2026

➡️ Avy any Ouganda 🇺🇬🇺🇬 i Ando🇲🇬🇲🇬 no nanao ny famandrihana tamin'ny alalan'ny Whatssap ny volana febroary raha hanomana ny dingana ara-pomba Malagasiny sy i Simon🇩🇪🇩🇪.

➡️Ny tolotra no nosafidiny ho an'izany andro lehibe izany. Izany hoe ankoatra ny DJ, dia izaho ihany koa no miandraikitra ny lafiny ara-teknika rehetra ( DJ, Sonorisation, Lumieres, Effets Speciaux ) ary nampiana groupe electrogene ankilany.

➡️Ny no daty nosafidin'izy roa. Ny andron'ny lanonana dia nomena vahanana kokoa ny "revy betsileo" sy ny "revy toliara", satria izay no fangatahan'izy ireo, na izany ary anefa dia nomena sehatra ihany koa ireo gadona Malagasy avy amin'ny faritra hafa, sy ny hira vahiny. Ny mozika elektronika kosa no namaranana ny lanonana izay natao indrindra ho an'ireo vahiny tonga nanome voninahitra azy roa kely.

🤗Nahazo ny anjarany daholo teto na ny tompo-pety na ireo nasaina.

🗓️28/03/2026 Simon 🇩🇪 & Ando🇲🇬
✅ : DJ, Sono, Lumieres, Effets spéciaux. En extra: groupe éléctrogène.

🔴Mes formules:
: DJ.
: DJ + Sono.
: DJ + Sono + Lumieres + Effets Speciaux.
: DJ + Sono + Lumieres + Effets Speciaux + Orchestre + Traiteur + Bar.......

📩 Info & Resa:
@ Page FB LETÀ +261
@ [email protected]
@ Whatssap: +261 33 11 773 65

🤗🤗 Nanamarika ity volana Marsa ity ireo seho 3 lehibe niarahana tamin'ny tarika AMBONDRONA ...➡️ 06 & 13 Mars, fanokafan...
30/03/2026

🤗🤗 Nanamarika ity volana Marsa ity ireo seho 3 lehibe niarahana tamin'ny tarika AMBONDRONA ...
➡️ 06 & 13 Mars, fanokafana ny fankalazana ny faha 25 taonan'ny Tarika by RDJ 96.6 FM @ La City Ivandry.
➡️ 08 Mars Parvis Kianja Barea Mahamasina.
👊 Nifampizara sehatra sy nifanohana teny ihany koa Scotty Raz .
🙏 Isaorana ny Tarika, ny mpikarakara nahatoky...
🔜Maromaro ireo daty iarahana miodina amin'ny Tarika anatin'izao Tour 25e izao.

📷 Francky Dovan- Photographer
📷 Sary
📷

➡️➡️ Samedi  , j’ai eu le plaisir de mixer aux côtés de Scotty Raz et Dj Looping  pour la toute première édition de MDG ...
24/03/2026

➡️➡️ Samedi , j’ai eu le plaisir de mixer aux côtés de Scotty Raz et Dj Looping pour la toute première édition de MDG Vibes, au Trano AIA Ivato. 🌴🌴

👉 Ce Samedi 21 Mars 2026, de 10h à 21h, je vous donne rendez-vous au Trano AlA (se lit Trano ALA), près de la Résidence ...
15/03/2026

👉 Ce Samedi 21 Mars 2026, de 10h à 21h, je vous donne rendez-vous au Trano AlA (se lit Trano ALA), près de la Résidence de l’Indonésie à Ivato, pour l' MDG Vibes ,une journée 100% Clubbing – toutes générations confondues.

🎚️🎧 Je serai aux platines aux côtés de Dj Looping et Scotty Raz pour vous faire voyager à travers les meilleurs sons de toutes les époques.

☀️ Day Clubbing • Chill • Beautiful People • Good Vibes

✅ Entre amis, en famille ou en mode chill… venez vivre l’expérience .

🎟 PAF : 20 000 Ar
📞 Infoline : 034 21 996 21

ce n’est pas juste un event… c’est une expérience.


Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LETÀ +261 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to LETÀ +261:

Share

Category