06/03/2026
Ho hitantsika eny @ gara eny @ stand ny Event by Dia
Vonona ny handray anao raha misy fety aman-danonana ato ho ato ka ilaina organisatrice na
Hanao décoration fotsiny koa
Dia aza misalasala ary manontany na mp na miantso avy hatrany fa hisy Réduction bé n'y service
tsika mandritry ity volana marsa ity
Contact : 0387008900
Miandry anao eny ny ekipa an!