Iso 261

Iso 261 Photographe & Vidéaste mariage à Madagascar. Contact: 0342781552

17/01/2025

Mahavelona ve? Ny TaxiMoto

16/01/2025

Lasa pihira koa i Marc Tatandraza Ofisialy 🙄

14/01/2025

Efa niverina amin’ny laoniny ny fa tapaka ndray ny .
(Tantara tsy mety vita ny sy )

10/01/2025

Tsy maintsy 750ar ny iray kapoaka’ny vary nafarana.
(Mbola tsy mazava tsara oe nafarany ve sa nafaran’ireo pandraharaha hafa)

▶️ « Tsy ny vary iany no iveloman’ny olona » 🧐


09/01/2025

Atao inona ireny volamena tratra ireny?
▶️ Henoy hatramin’ny farany ny video hamantaranao ny valin’izay…

08/01/2025


« JIRAMA ndoza! », io ilay teny mampihinana GAGAZO.
▶️ Henoy hatramin’ny farany hamantaranao ny sazy miandry an’i Jean Luce.

06/01/2025


May ny Radio MRE Antananarivo.
Tsy misy ny naratra, Tsy misy ny maty.

05/01/2025

Tsara kosa, jereo hatramin’ny farany fa misy hafatra ao afovoany ao.
Aza adino ny mpartage ⏏️⏏️⏏️

30/12/2024

Zany ny fantsy tatandraza

12/12/2024

Resaka tsy nahazo fotsim-bary tamin’ny propagande…
😂

Address

Toamasina

Telephone

+261340319775

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iso 261 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Iso 261:

Share