Mi-COM EVENT

Mi-COM EVENT Abonnez-vous ✅ AGENCE DE COMMUNICATION ET ÉVÉNEMENTIEL

TE AHAZO BILLET FAN ZONE GRATOSS ? Manaova Hira SAMOELA Rehefa mamonjy AFTER Aveo na OPEN MIC .. Tamatavy 501 ohatra na ...
28/08/2026

TE AHAZO BILLET FAN ZONE GRATOSS ?

Manaova Hira SAMOELA Rehefa mamonjy AFTER Aveo na OPEN MIC .. Tamatavy 501 ohatra na amin'izay mahazatra anao..

publieo ny video, tagueo Jess'Event

dia hita eo ny tohiny 🙏✨

Mora Prix Tompon-dakan'ny kojakoja ho fiatrehana ny fidiran'ny mpianatra.Sady maro azo isafidianana no mora prix .Tsy mi...
28/08/2026

Mora Prix Tompon-dakan'ny kojakoja ho fiatrehana ny fidiran'ny mpianatra.

Sady maro azo isafidianana no mora prix .

Tsy miova am hatram Zay : tena mora prix tokoa .

Koa raiso sahady ny anjaranao !

Ankoatra ireo fitaovam-pianarana. Misy ihany koa ireo kojakoka ilaina am fiainana andavanandro.

Foibe Mora Prix Cité Procops en face FJKM Betela.

Mora prix annexe face COSMOS

Mora prix annexe Ankirihiry en face FJKM Zoara .

Annexe Fénérive-Est

Annexe Moramanga

FB Mora Prix Tamatave

28/08/2026

TSY HO TAPAKA MIHITSY IO JIRO IO SABOTSY SY ALAHADY... FA INONA ARY NO ANTONY ZAY MAHAY OOOOOO

Hitantarako zavatra nareo ry reto: izy ity efa nisy fotoana saika tantaraiko fa TSY Mety voatantara fa tena tantara lava...
28/08/2026

Hitantarako zavatra nareo ry reto: izy ity efa nisy fotoana saika tantaraiko fa TSY Mety voatantara fa tena tantara lavabe tsinona ,moa za kôa isaky ny hoe itantara anazy Dia Tsy voatantara hatramin'ny farany mihitsy fa tapaka eo am-pitantarana foana...le izy aloha tantara tena nisy ary efa nitantarana kôa za Dia mba mitantara aminareo ka RAHA tianareo kôa ny haharaka ny tantara Dia tantaraiko Androany Ilay izy. Tsy haiko nareo hatreto Na efa mitaintaina sahady hoe inona Ary izao zany tantara izany Ary efa tsindrindaona ery fa Dia atomboko amzay ngamba fa efa lavalava ihany izay lasa @ Ilay tantara izay. Ety ampiandohana sahady Dia efa miala tsiny amzay anarana Mety itovy anatiny Na fanelingelenana Na fietsehampo Mety ho ateraky ity tantara ho tantaraiko ity !
Any antenantenany kosa ianao Dia ahazo hoazy ny tian'ny tantara atongavana ka any AMIN'NY farany Dia hanatsoaka lesona avy amin'ilay tantara ity! Noho izany Dia hanomboka amin'izay isika Ary....
Voalohanteny Dia isaorako ny mpanoratra ny tantara izay izaho ihany Sy ireo mpilalao anatiny Sy ireo efa naharaka rehetra , ianao io koa Dia isaorako fa MBOLA mamaky an'ity tantara ity hatreto ...eo ihany aloha fa efa hifarana ny tantara , tofoka sahady ianao fa aleo ajanoko eo Dia tohizako AMIN'NY MANARAKA ka! ....MBOLA hitohy !

©️ Mi-COM EVENT

28/08/2026

Un homme marche dans la rue lorsqu'il entend un cri derrière lui :
"STOP! ARRÊTEZ SINON VOUS ALLEZ PRENDRE UNE BRIQUE SUR LA TÊTE "
Le gars s'arrête et au même moment, une brique qui s'était détachée d'un immeuble lui passe devant le nez. Le gars se retourne personne...
Un peu plus t**d, alors qu'il veut traverser la rue, il entend encore :
"STOP ! ARRÊTEZ SINON VOUS ALLEZ VOUS FAIRE RENVERSER"
Le gars s'arrête, laisse passer une voiture et comme il ne voit personne derrière lui, il demande tout haut:
- Mais qui êtes-vous?
La voix répond:
- Je suis votre ange gardien
Et le gars répond :
- Ah ouais ?! Et où étais-tu quand je me suis marié alors !? ?

🥹🤣😀

27/08/2026

SAMOELA LESY IZANY EEE ! 🔥

ZARA-REVY TOAMASINA 2026 🔥
🎶 LE GRAND RENDEZ-VOUS ARRIVE À TAMATAVE !

Vonona ve ianao hiaina ambiance tsy hay hadinoina? 😍🔥
Aza adino ny fotoana lehibe indrindra amin’ity taona ity miaraka amin’i Samoëla! 🎸🎤

📅 Alahady 06 Septambra 2026, amin'ny 4ora tolakandro
📍 ARENA – TOAMASINA

✨ Mozika, hafaliana, fiarahana ary ambiance be revy no miandry anao!

🎟️ Tapakila :
👥 Fan Zone : 7 000 Ar ( Pré-vente ) - 10.000Ar ( sur place )
⭐ Premium : 20 000 Ar
👑 VIP : 40 000 Ar

📍 Point de vente : Tamatavy 501 Le Badamier
💻 En ligne : BeMozik-Ticket.io
Info Line : 032 05 737 77

26/08/2026

Karafun's Tamatave

TANTELY NY FEO , JOSE HASINA , HAINGO AKAMA, FY CLAVIÉRISTE

Sabotsy izao 🙏✨

10.000Ar 🍻

Bye bye VACANCES 😘❤️🥹

Tongava maro

Billet FAN ZONE :: 10.000AR jour J7000ar prévente fa mividy 3 dia lasa 20.000ar .. imagineo hoe am jour J billet 2 ihany...
25/08/2026

Billet FAN ZONE :: 10.000AR jour J

7000ar prévente fa mividy 3 dia lasa 20.000ar .. imagineo hoe am jour J billet 2 ihany azon'izany 20K Ariary izany ... dispo eo @ kiosque Orange Badamier Tamatavy 501 🍻✨

25/08/2026

Les billets Samoela sont déjà disponibles au niveau de l’accueil Tamatavy 501. 🤩

Un grand merci à notre première « mpakafy » qui n’a pas hésité une seule seconde à dépenser sa première recette du jour pour acheter les billets.

Pour les billets fan-zone(en pré-vente) 3 billets achetés : 20.000 Ar au lieu de 21.000 Ar

Toy izao sahady ny zava-misy amin'ny lalana vaovao manamorona an'iny morondranomasin'i Depot Toamasina iny... Raha izao ...
24/08/2026

Toy izao sahady ny zava-misy amin'ny lalana vaovao manamorona an'iny morondranomasin'i Depot Toamasina iny...

Raha izao no misy dia ilay jiro panneau solaire zany ahoana sy ireo VY ? ...

SARY INDRANA TATO @ FB

Address

Androranga
Toamasina
501

Telephone

+261332895048

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-COM EVENT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mi-COM EVENT:

Shortcuts

Share