28/05/2026
🔥🔥🔥 IDÉES CADEAUX Special Fête des Mères 🛍️🛍️🛍️
🎂 🎂🎂🎂 TE HAHAZO ITY MONEY CAKE ITY ianao⁉️
Safidio ao amin’ny Commentaires ny voninkazo mora rehetra ho alainao ( Manomboka eo amin’ny 5 000ar )
Hanao SOLDE BE IZAHAY 🌸🌸🌸 dia sady hanome CADEAU
Izay rehetra manao achat mihoatra ny
❌❌ 35 000ar ❌❌ dia Omena ticket ahafahana mandray anjara amin’ny fisarihana
📅 Fisarihana : Asabotsy 30 Mai ( 20h ) koa atombohy dieny izao ny fiantsenana Voninkazo ato aminay
Misy sary isafidianana ao amin’ny Commentaire fa afaka manontany izay ilaina ihany koa
🩸TOAMASINA