28/07/2026
Ho an'i papa malalanay ❤️🌺,
Anô le papa tsy nilefa adidy, le niady mafy, nagnano aigna tsy aigna, nagnabe anay zanakanao.
Ka niany, tsy hainay a papa ny tsy hisaotra, amin'izao fitsingeregnan'ny taogna nahaterahanao izao.
Mandalo tsy fahasalamagna Kely anao aminjao, ka mety kivikivy Kely.
Tianay ho tsapanao fa aketo fogn zahay zanakanao hikarakara sy hanohagna anareo sy mama, ka hatanjao fogn saigna a papa.
Mankahery anao zahay, ary mirary anao ho tratran'ny aila indrindra , hiara-hisalahy aminay zanaka aman-jafinao.
Bisous mamy avy aminay jiaby
réels