K'do surprise

K'do surprise Organisateur d'événements surprises

Notoloran'i DG surprise manokana hono ndri nohon'ny fankalazana ny 8mars satria ndri Ilay secrétaire mahavita azy 😊☺️Mir...
08/03/2025

Notoloran'i DG surprise manokana hono ndri nohon'ny fankalazana ny 8mars satria ndri Ilay secrétaire mahavita azy 😊☺️

Mirary soa ny vehivavy rehetra 🫶





Tamatave
K'do surprise

08/03/2025

Joyeux anniversaire Miahy 🎊 Mihazakazaka ny taona retsy.14 taona sahady ndry.Faly miarahaba an dry Dada. Neny ary i zoky 🎉🎉

Tohizo hatrany ny fahendrena izay efa anana ndry.Aza hadino mints ny mametraka ny fiainana eo ampelatanan'Andriamanitra.Ary dia mirary an dry ho lasa lavitra arak'izay irin dry ndry @ fianarana sy ny ho avy rehetra





Misaotra an' Mme Seheno Paola , Miahy Josiee,Miahy Josii,

Mangataka réaction amitsika ity princesse Kely ity o 🙏 merci 🥰
22/01/2025

Mangataka réaction amitsika ity princesse Kely ity o 🙏 merci 🥰

CONCOURS PHOTO👸 JOLIE PETITE PRINCESSE👸
PRINCESSE MAREVA, 4ans
Raha te hanohana an’ity princesse mafatifaty ity ianao an !!! dia:
🌺 Clikeo ilay sariny
🌺 Asio "reaction j'aime"
🌺 abonneo ny pejin’i CAYLAFATRA mba hahatonga ny vote-nao handaitra
🌺 partageo tsy misy fetra ny sariny mba hahatonga ny hafa hanohana azy ihany koa
Bonne chance jolie princesse

25/12/2024

Nous vous souhaitons de merveilleuses fêtes de Noël et de fin d'année, remplies de joie, d'amour et de moments mémorables. Nous avons hâte de vous retrouver en 2025 pour continuer à partager notre passion pour la mode. 🤩

Prenez soin de vous et passez de très belles fêtes ! 🎄

Avec gratitude et joie, L'équipe k'do surprise ❤️

Somary tsy de hita izahay tao anatin'ny semaine maromaro zay fa nahazo cadeau de Noël olona Kely 🥰Dia somary sahirana Kely mitohy ny fandraisana commande 🥰🙏

Ity ary ny bazary de Noël e🥰🥰Niandry anao tany ampiangonana izahay omaly hariva fa hoe mbola namonjy fivoriana ianao kan...
10/12/2024

Ity ary ny bazary de Noël e🥰🥰
Niandry anao tany ampiangonana izahay omaly hariva fa hoe mbola namonjy fivoriana ianao kanefa kay tsy tao akory ianao fa tany amin'ny bord ary tsy nandray appel mihintsy 🥺dia niverina fotsiny izahay ka najanona ity surprise ity naverina tany amin'ny ramose ilay izy fa hoe zao sahady hono ve dia mavandy anazy sahady 😔

Iza koa nareo ilay mila bazar de Noël otran'ito 😝

Mandray commande foana izahay anh
K'do surprise 🥰
Tamatave
~0341063625~

Mbola misy foana ny box I ❤️ U ho antsika Tia azy 💞 Ndao hifampizara fitiavana 🥰Alefaso aingana ary ny commande e, fotoa...
27/11/2024

Mbola misy foana ny box I ❤️ U ho antsika Tia azy 💞
Ndao hifampizara fitiavana 🥰

Alefaso aingana ary ny commande e, fotoana izao hifampizaratsika fitiavana 💗🧡

K'do surprise
~0341063625~
Tamatave

Namana fotsiny hono iny fa ianao ihany no tena tiny 💗Ka ahoana andray sa tsia ?Dia raiso hono ilay appel e 😁 Dia ahoana ...
25/11/2024

Namana fotsiny hono iny fa ianao ihany no tena tiny 💗
Ka ahoana andray sa tsia ?
Dia raiso hono ilay appel e 😁

Dia ahoana handray sa tsia ?

K'do surprise
~0341063625~
Tamatave

Misy promotion ato ho antsika mizaha kiraro lamaody 🫶🥰
25/11/2024

Misy promotion ato ho antsika mizaha kiraro lamaody 🫶🥰

Iza koa ilay teraka volana Novembre 🎉Alefaso ao amin'ny commentaires ary date de naissance mba ho itan'ilay tokony hanom...
21/11/2024

Iza koa ilay teraka volana Novembre 🎉
Alefaso ao amin'ny commentaires ary date de naissance mba ho itan'ilay tokony hanome surprise anao e🥂

K'do surprise
~0341063625~
Tamatave

Ity misy bouquet Kely miavaka Kely ho an'ny vehivavy tia piso Kely 🥰Mamy Kely e 🥰K'do surprise ~0341063625~Tamatave
18/11/2024

Ity misy bouquet Kely miavaka Kely ho an'ny vehivavy tia piso Kely 🥰
Mamy Kely e 🥰

K'do surprise
~0341063625~
Tamatave

Tamatave o, abonnez vous fa misy  Zavatra tsara bé ato amin'ity page ity 🥰
08/11/2024

Tamatave o, abonnez vous fa misy Zavatra tsara bé ato amin'ity page ity 🥰

Address

Salazamay
Toamasina

Opening Hours

09:00 - 12:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when K'do surprise posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category