Service - Traiteur - Fanomezantsoa

Service - Traiteur - Fanomezantsoa SERVICE TRAITEUR FANOMEZANTSOA
Izahay dia manao sakafo ho an’ny hetsika rehetra, toy ny Fiançaill

Efa mandray commande gâteau fête de pere zahay mp na 0346893630
12/06/2022

Efa mandray commande gâteau fête de pere zahay mp na 0346893630

Mandray commande paques sy lundi de paques: gateau,tsakitsaky isankarazany,grillade,petit four midira mp na antsoy 03468...
11/04/2022

Mandray commande paques sy lundi de paques: gateau,tsakitsaky isankarazany,grillade,petit four midira mp na antsoy 0346893630

Ships coco a partir 1500ar
24/07/2021

Ships coco a partir 1500ar

Efa mandray commande zahay, ho antsika Zay ikarakara lanona Samy hafa:sakafo (entrée ,plat   De résistance,dessert); coc...
11/01/2021

Efa mandray commande zahay, ho antsika Zay ikarakara lanona Samy hafa:sakafo (entrée ,plat De résistance,dessert); cocktail, tsakitsaky isankarazany,gâteau,
Raha mila fanazavana fanampiny midira mp n'a miantsoa 0346893630

Tapitra ny fandraisana commande jusque 27/12/20 misaotra anareo client rehetra
17/12/2020

Tapitra ny fandraisana commande jusque 27/12/20 misaotra anareo client rehetra

Ho antsika izay manomana s'y mikarakara lanonana , izahay ato aminy FANOMEZANTSOA Dia mbola vonona hanome fahafampo  ana...
08/12/2020

Ho antsika izay manomana s'y mikarakara lanonana , izahay ato aminy FANOMEZANTSOA Dia mbola vonona hanome fahafampo anareo aminy tsaky isankarazany .mandray commande Ary afaka manao livraison raha Mila fanazavana fanampy
Dia midira mp n'a miantsoa 0346893630

Mbola mandray commande hatrany izahay (gâteau s'y tsakitsaky isankarazany)Ary afaka mikarakara anareo tsara raha misy la...
22/11/2020

Mbola mandray commande hatrany izahay (gâteau s'y tsakitsaky isankarazany)Ary afaka mikarakara anareo tsara raha misy lanonana atao.tongava mp n'a miantso 0346893640

Mandray commande hatrany
17/10/2020

Mandray commande hatrany

Efa mandray commande pour weekend zahay toy n'y gâteau sy tsakitsaky ary repas ho an izay hikarakara lanonana . Tongava ...
22/09/2020

Efa mandray commande pour weekend zahay toy n'y gâteau sy tsakitsaky ary repas ho an izay hikarakara lanonana . Tongava mp n'a miantso 0346893630 Hoan izay mila fanasavana.ary efa misoratra hoantsika rehetra koa ny espace FANOMEZANTSOA

Voalahanteninay Dia faly miarahaba anareo rehetra ankizy niraisina 1ere communion androany,ary indrindra fa ianareo zay ...
20/09/2020

Voalahanteninay Dia faly miarahaba anareo rehetra ankizy niraisina 1ere communion androany,ary indrindra fa ianareo zay nametraka fahatokisana anay t@ fikarakarana sakafo sy gâteau ary faly koa zahay satria anareo rehetra niteny hoe afa-po taminilay sakafo . Ary mbola mandray commande hatrany zahay sur mp ou 0346893630

Efa misokatra ho antsika rehetra eto Toamasina ny ESPACE FANOMEZANTSOA izay afaka anaovana lanona toy ny anniversaire,vo...
12/09/2020

Efa misokatra ho antsika rehetra eto Toamasina ny ESPACE FANOMEZANTSOA izay afaka anaovana lanona toy ny anniversaire,vodiondry,mariage sy ny fankalazana lanonana samihafa izay mahazaka olona 50 ary possible mazaka olona 60.
Zahay koa de afaka mampanofa couvert complet , nappe de table,verre eo amin' ny 250 olona eo raha Mila fanazavana fanampiny Dia midira mp na miantsoa 0346893630.
Ny toerana de Mangarano mitsofoka kely 100m
Miala pharmacie valisoa

Misaotra anareo afa- po aminy asantananay,Encore Joyeux anniversaire NERIA.Mbola mandray commande hatrany zahay sur mp o...
01/09/2020

Misaotra anareo afa- po aminy asantananay,
Encore Joyeux anniversaire NERIA.
Mbola mandray commande hatrany zahay sur mp ou 0345893630

Address

Toamasina
501

Telephone

034 68 936 30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service - Traiteur - Fanomezantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category