JMDY Event

JMDY Event Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from JMDY Event, Party Entertainment Service, .

Un grand remerciement au groupe Raboussa..Cabaret bien réussi..Félicitations 🎉🎉🎈🎈Merci aux partenariats ....Airtel, Mico...
07/07/2024

Un grand remerciement au groupe Raboussa..
Cabaret bien réussi..
Félicitations 🎉🎉🎈🎈
Merci aux partenariats ....Airtel, Micom'event, Tarzan villa, longo hôtel Ampasimazava, restaurant O'gagneur....
Et surtout à Mr Haja Karafun's
Mankasitraka🙏🙏👏👏👏

Miarahaba o...Manasa antsika rehetra indray fa misy seho anakiray iarahantsika amin'i  RABOUSSA amin'ny Asabotsy  6 juil...
06/06/2024

Miarahaba o...
Manasa antsika rehetra indray fa misy seho anakiray iarahantsika amin'i RABOUSSA amin'ny Asabotsy 6 juillet ho avy izao.manomboka amin'ny 7ora hariva ny fisokafana fa ny seho manomboka amin'ny 9 ora alina ao amin'ny KARAFUN'S BIS Ampasimazava Toamasina...
Tongava maro daolo o..😍😍😍😍😍
Marihina fa hisy concours karaoké hiran'Raboussa zay azahoana Bon d'achat an...😘

Salama daolo..aza adino fotoanatsika rahariva ato am soavita miaraka am Rah ckiky ....manomboka am 2h ora...Tongava maro...
12/05/2024

Salama daolo..aza adino fotoanatsika rahariva ato am soavita miaraka am Rah ckiky ....manomboka am 2h ora...
Tongava maro o

Aza adino fa amin'ny sabotsy 11mai2024 hoavy izao ny fotoanantsika miaraka amin'ny RAH CKIKY au grand complet  ao amin'n...
06/05/2024

Aza adino fa amin'ny sabotsy 11mai2024 hoavy izao ny fotoanantsika miaraka amin'ny RAH CKIKY au grand complet ao amin'ny KARAFUN'S BIS Ampasimazava Toamasina CABARET amin'ny 07h Ora hariva .......ny ALAHADY 12 mai 2024 ny SPECATCLE AO AMIN'NY GYMNASE SOAVITA Toamasina
manomboka amin'ny 02 Ora tolakandro .
Ny Ampahany amin'ny tombom-barotra Dia hanomezana fampiofanana ireo RENY Sahirana

Manasa antsika rehetra indray Ary ny JMDY Event amin'ny hetsika manaraka fanampiana ireo reny sahirana .miaraka amin'ny ...
24/04/2024

Manasa antsika rehetra indray Ary ny JMDY Event amin'ny hetsika manaraka fanampiana ireo reny sahirana .miaraka amin'ny RAH-CKIKY au grand complet hanao ny hira efa nahafantarantsika azy sy ny hira vaovao .Ary tsy hadino ny hiran'i BOB MARLEY .
CABARET: KARAFUN'S BIS AMPASIMAZAVA samedi 11mai 2024 a partir de 19h
SPECTACLE : GYMNASE SOAVITA dimanche 12mai a partir de 14h

Isaorana bdb NY groupe Théo Rakotovao Mikea tamin'ny fandalovany teto Toamasina...nahafinaritra NY seho. Isaorana ny spo...
10/04/2024

Isaorana bdb NY groupe Théo Rakotovao Mikea tamin'ny fandalovany teto Toamasina...nahafinaritra NY seho.
Isaorana ny sponsor s'y NY partenaires rehetra iany koa..
Indrindra fa NY barasserie de la gare nandray s'y nampiantrano...
Dia indrindra isaorana bdb iany ko isika rht zay nanotrona s'y nandray Anjara..
Mankasitraka daolo..
Dia mirary soa..😍😍😍

22/03/2024

Amin'ity hetsika voalohany 2024 ity Dia THEO RAKOTOVAO (MIKEA) indray no hitondra seho hahafahana manampy ireo reny sahirana .Ny ampahany amin'ny tombom-barotra azo amin'izany Dia hanomezana fampianarana fanamboarana SAVONY ireo reny sahirana MBA hanampy azy ireo hahita asa mampidi-bola hivelomana .
Koa Manentana antsika hanjifa ny tapakila fa ny fandraisanao anjara amin'izany Dia efa fanampiana sahady ireo Reny namana anaty fahasahiranana.
0386481860/0342035522

Andao hatomboka amin'ny fihomehezana indray ny taona 2024 .Miaraka amin'ny Francis turbo.indray isika amin'ny Février .😂...
11/01/2024

Andao hatomboka amin'ny fihomehezana indray ny taona 2024 .
Miaraka amin'ny Francis turbo.indray isika amin'ny Février .😂😂

11/07/2023

Ho fanampiana ireo Ray aman-dreny amin'ny fitadiavana sekoly mety amin'ny zanany Ary ho fanomezana sehatra ireo sekoly rehetra eto Antsirabe ,MBA hampahafantatra ny tolotra tsara ao amin'izay ireo JMDY EVENT Dia manampy ny 2M event amin'ny hetsika izay ataon'izy ireo ny asabotsy 29 sy Alahady 30 jolay ho avy izao manoloana ny gara Antsirabe .Tongava maro Samy maka ny anjarany fa tsy misy vidim-pidirana.Ho an'izay te hanofa stand Dia antsoy n'y laharana voalaza Etsy ambany FOIRE DES ENSEIGNEMENTS

Party Entertainment Service

Manomana anareo Reny Sahirana sahady fa amin'ny volana Août Dia hisitraka formation avy amin'ny JMDY indray ianareo rehe...
27/06/2023

Manomana anareo Reny Sahirana sahady fa amin'ny volana Août Dia hisitraka formation avy amin'ny JMDY indray ianareo rehefa vitæ ity hetsika manaraka ity...Manasa antsika rehetra tsy afaka manampy ireo RENY mivantana MBA ho Tonga amin'ity hetsika izay karakarainay ity fa ny fandraisanareo anjara amin'izy ity Dia ef fanampiana azy ireo sahady.Ho anareo Reny.

17/05/2023

HO fanampiana Reny iray voan'ny Homamiadan'ny Nono ..JMDY event Dia mikarakara hetsika indray miaraka amin'i PRINCIO
Manentana antsika rehetra fa ny fahatongavantsika Dia efa fanampiana sahady ho an'io reny io
n'y tapakila Dia efa azo jifaina ao amin'ny RESTAURANT CIBUS ( ampitan'ny SAPEURS POMPIERS)na miantso n'y laharana 0343646201 .Misaotra antsika rehetra amin'ny fandraisana anjara..Raha misy tsy fahafahana Dia n'y fanaovanap PARTAGE Dia efa fandraisana anjara 🙏🙏🙏🙏♥️♥️♥️♥️

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JMDY Event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to JMDY Event:

  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share