Jess'Event

Jess'Event Organisateur et Promoteur Evènementiel

28/07/2025
02/07/2025

Dia nanapatra ny heriny mihitsy ny orana teto, isaorana i Mister Mackenzie fa tao aorinan'io seho io dia nasiny tafo tao amin'ny Cibus.Fotoana mamy tsy hay adinoina.
Manome fotoana sahady ny 05 Septembre 2025.

08/06/2025

Efa ela izay isika tsy niaraka
Ireto misy date mba tazomy anaty Diary
05/09/25
31/10/25
05/12/25
Misaotra sahady !

Hisaorana tsika rehetra ehFa tanteraka somantsara ny androany 😊
14/12/2024

Hisaorana tsika rehetra eh
Fa tanteraka somantsara ny androany 😊

Aty amin'ny Blue Heaven amzao 🤡🎪Momotaaa ahh
14/12/2024

Aty amin'ny Blue Heaven amzao 🤡🎪
Momotaaa ahh

Tsy adinonay ny misaotra anareo rehetra izay tonga omaly nandritrany fampisehoana miavaka izay nataony Gothlieb iny 🤝🙏Ma...
14/12/2024

Tsy adinonay ny misaotra anareo rehetra izay tonga omaly nandritrany fampisehoana miavaka izay nataony Gothlieb iny 🤝🙏

Manantena izahay fa afampo sady nizara hafaliana ho anareo rehetra iny fampisehoana iny 😁

Afaka minitra vitsy sisa dia hanomboka ahAto amin'ny CJST Amin'ny 7 ora hariva
13/12/2024

Afaka minitra vitsy sisa dia hanomboka ah
Ato amin'ny CJST
Amin'ny 7 ora hariva

13/12/2024

Hafatra kely avy amin'ny Gothlieb 🎙️🎤
Rahariva amin'ny 7 ora hariva ny fotoana tsika rehetra

📍 CJST
🎫 35.000 Ar
⛔ Billet N° 041-100 tsy valable
⛔ ( Tsy valable ny billet izay manana laharana ireo satria nisy nangalatra)

RAHAMPITSO NY FOTOANA TSIKA EHH 🔥🤣𝗚𝗢𝗧𝗛𝗟𝗜𝗘𝗕 𝗮̀ 𝗧𝗔𝗠𝗔𝗧𝗔𝗩𝗘 🔥🔥⛔ Billet N° 041-100 tsy valable🗓️ Vendredi 13 Décembre à 19h📍 C...
12/12/2024

RAHAMPITSO NY FOTOANA TSIKA EHH 🔥🤣
𝗚𝗢𝗧𝗛𝗟𝗜𝗘𝗕 𝗮̀ 𝗧𝗔𝗠𝗔𝗧𝗔𝗩𝗘 🔥🔥
⛔ Billet N° 041-100 tsy valable

🗓️ Vendredi 13 Décembre à 19h
📍 CJST
🎫 35.000 Ar

⛔ ( Tsy valable ny billet izay manana laharana ireo satria nisy nangalatra)

09/12/2024

Ho avy ihany koa i Cyril aminy io andro io ah

𝙎𝙥𝙚𝙘𝙩𝙖𝙘𝙡𝙚 𝘿'𝙝𝙪𝙢𝙤𝙪𝙧
" 𝑶𝒉 𝒎𝒚 𝑮𝒐𝒕𝒉 "

🗓️ Vendredi 13 Décembre à 19h
📍 CJST
🎫 35.000 Ar

06/12/2024

🤡LA BANDE À MOMOTA 🤡

🗓️ SAMEDI 14 Décembre à 15H 🕓
📍 AU BLUE HEAVEN VOHITSARA ✨💫

Zaza -12 ans : 12.000Ariary (par enfant)
Parents : 6000Ar (par personne)
⛔ PISCINE NON COMPRIS

✅+ Bonus NAVETTE GRATUITE (Départ gare manguiers tous les 30mn ...miverina eo koa miainga isaky ny 30mn avy amin'ny B.H)🚍🚍

03/12/2024

𝗚𝗢𝗧𝗛𝗟𝗜𝗘𝗕 𝗮̀ 𝗧𝗔𝗠𝗔𝗧𝗔𝗩𝗘 🔥🔥
𝙎𝙥𝙚𝙘𝙩𝙖𝙘𝙡𝙚 𝘿'𝙝𝙪𝙢𝙤𝙪𝙧
" 𝑶𝒉 𝒎𝒚 𝑮𝒐𝒕𝒉 "

🗓️ Vendredi 13 Décembre à 19h
📍 CJST
🎫 35.000 Ar

Address

Lot AJ 040, CN°: 01B, Plle 14/21, Salazamay-Nord
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jess'Event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Jess'Event:

Share