24/05/2026
🎉 Mirary Pentekosta sambatra ho an’ny mpanaraka sy mpanjifa rehetra ato amin’ny Poterie de Tamatave 🙏❤️
Mankasitraka anareo hatrany noho ny fitokisana sy ny fanohanana anay.
Enga anie ity Pentekosta ity hitondra fiadanana, fahasalamana ary fitahiana ho anareo sy ny ankohonanareo rehetra ✨
Poterie de Tamatave
“Kalitao sy hatsarana ho an’ny tokatranonao” 🏺🌿