Sahaz'Animateur

Sahaz'Animateur Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sahaz'Animateur, Toamasina.

☎️ 0360451873 ( Monsieur Sahaza )
🎤 Animation et Maître cérémonie
🔊 Location Sonorisation
💃 Hôtesses et Animatrices
🎙️📽️ SPOT et VIDÉO publicitaire
🎉 Événements privés & professionnels
🔵 Organisateur événementiel

25/10/2026

Ao anaty famille ray dia misy an'ilay olona mikarakara dossier foana iny fa tsy hay hoe dossiers inona lay izy

🙏suivre page

23/10/2026

Andro efa mafana bé io dia mbola misy mankany ihany🥴🥴

📢🇲🇬 RECRUTEMENT DANS TOUTES LES PROVINCES DE MADAGASCAR ! 🎤 MITADY ANIMATEURS SY ANIMATRICES MANERANA AN’I MADAGASIKARA ...
19/10/2026

📢🇲🇬 RECRUTEMENT DANS TOUTES LES PROVINCES DE MADAGASCAR ! 🎤 MITADY ANIMATEURS SY ANIMATRICES MANERANA AN’I MADAGASIKARA !

🚀 TAIRO’ART EVENT MADA dia manamafy ny ekipany ka mitady Animateurs sy Animatrices any amin’ny faritra rehetra.

✨ Vous êtes passionné(e) par l’animation, dynamique et motivé(e) ? Rejoignez notre équipe !

📋 DOSSIER DE CANDIDATURE / IREO ILAINA :

📸 Animatrices : 3 photos récentes / Sary 3 vao haingana.

🎤 Animateurs : 3 photos de prestations déjà réalisées / Sary 3 nandritra ny animation efa natao.

📍 OBLIGATOIRE : Précisez la région où vous résidez. 📍 ZAVA-DEHIBE : Lazao mazava ny faritra misy anao.

📩 Envoyez votre candidature par message privé sur notre page Facebook.

🤝 TAIRO’ART EVENT MADA ✨ Votre partenaire pour des événements réussis !

19/10/2026

Misy kandra any sao misy liana
🔴 Poste :mampandro faty ao@ morgue
🔴 Karama :10millions FMG
🔴 Miasa alina foana

18/10/2026

Tiako homena an' Jesosy be mintsy zany enta-mavesatrako zany fa hatahorako soh tsy zakany fa efa trop Loatra😫

15/10/2026

Ilay trano hofaina moa zany dia tsy ipetrahana fa dia lozana mitady vola andohavana ny hofany fotsiny isanandro ,otrany chambre

🤭🤭Refa tsy hamenareo contrat ANIMATION zah Andro week-end bé ty dia aleoko mitaiza Zaza🤭🤭😅😅☺️☺️ hatsoy haingana zah fa m...
10/10/2026

🤭🤭Refa tsy hamenareo contrat ANIMATION zah Andro week-end bé ty dia aleoko mitaiza Zaza🤭🤭😅😅

☺️☺️ hatsoy haingana zah fa mbola libre bé date mois octobre rehetra ❤️

😊Cadeaux d'anniversaire ny vadiko avy taminah🥺 dia nisarany zäh 😭🥺Tsy milamina Zao ny tany dia nijaly bé zäh nandinika h...
08/10/2026

😊Cadeaux d'anniversaire ny vadiko avy taminah🥺 dia nisarany zäh 😭

🥺Tsy milamina Zao ny tany dia nijaly bé zäh nandinika hoe ino Raha Mbola tsy ampy am vadiko hataoko cadeaux ny ☺️ Dia nahita hevitra zäh fa nividy Pô io satria ainareo ihany a Vererie aty mamay bé amzao satria zay aty mpetraka 😔nefa zay Kofa mipipi mila miboaka ivelany satria zay tsy mpanakarena mañana Wc anaty trano 😔

💔 Or nefa vignitra bé izy dia nirofisiny entany jiaby 😔 ZAH MOA TONGA DIA NALAHELO Beuuu

👉 suivre raha te hamaky ny tohiny

❤️ Votre partenaire pour des animations réussie 💯
08/10/2026

❤️ Votre partenaire pour des animations réussie 💯

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sahaz'Animateur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share