Espace Aéro Club Ambalamanasy

Espace Aéro Club Ambalamanasy L’Espace AÉRO CLUB est dédié à l’organisation de showcases,fêtes,mariages,anniversaires et autres ...

AMIDY MORA‼️‼️ -20 Chaises plastiques avec accoudoir : 20.000 ar / chaise 038.29.382.85
15/05/2026

AMIDY MORA‼️‼️
-20 Chaises plastiques avec accoudoir : 20.000 ar / chaise

038.29.382.85

13/02/2026

📢 Annonce officielle

C’est avec une profonde tristesse que nous vous informons de la fermeture définitive de l’Espace Aéroclub Ambalamanasy à Toamasina.

Suite aux récents événements, notre espace a été ravagé et nous ne sommes malheureusement pas en mesure de poursuivre l’activité.

👉 Le fonds de commerce ainsi que la page Facebook sont désormais à vendre.

Personnes sérieuses uniquement.
Merci de nous contacter en message privé pour plus d’informations.

Nous remercions sincèrement toutes les personnes qui nous ont soutenus et partagé de beaux moments avec nous. ❤️



📢 FANAMBARANA OFISIALY

Amin’ny alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa mihidy tanteraka ny Espace Aéroclub Ambalamanasy eto Toamasina.

Noho ireo zava-nitranga farany izay nandravarava ny toerana, dia tsy afaka manohy intsony ny asa izahay.

👉 Amidy ny fond de commerce ary koa ny pejy Facebook.

Olona tena liana sy matotra ihany no angatahina hifandray aminay amin’ny hafatra manokana (message privé) raha mila fanazavana fanampiny.

Misaotra indrindra anareo rehetra izay nanohana sy niara-nizara fotoana tsara taminay. ❤️

💖 SPÉCIAL MOIS DE FÉVRIER – CÉLÉBRONS L’AMOUR & LA FAMILLE 💖Volana feno fitiavana sy firaisankina ny volana Febroary 💕Mi...
05/02/2026

💖 SPÉCIAL MOIS DE FÉVRIER – CÉLÉBRONS L’AMOUR & LA FAMILLE 💖

Volana feno fitiavana sy firaisankina ny volana Febroary 💕

Mitady location de salle mora vidy hanaovana :

✅BONNE ANNÉE famille, mpiaramiasa
✅ Mariage
✅ Vodiondry / Fiançailles
✅ Baptême
✅ Anniversaire

👉 Tsy niova ny prix, tsy niova ny qualité :
🏛️ Location de salle
👥 Hatramin’ny 70 pers
💰 150 000 Ar MONJA – MITOHY FOANA ✅

📱 034 60 320 36 - 032 59 812 36

🎉 LOCATION DE SALLE À PETIT PRIX – BONNE ANNÉE 2026 À TOUS ! 🎉Mirary taom-baovao 2026 feno fahombiazana sy hafaliana ho ...
03/01/2026

🎉 LOCATION DE SALLE À PETIT PRIX – BONNE ANNÉE 2026 À TOUS ! 🎉

Mirary taom-baovao 2026 feno fahombiazana sy hafaliana ho anareo rehetra 🎊

Mitady location de salle hanaovana :
✅ BONNE ANNÉE :fianakaviana, mpiara-miasa
✅ MARIAGE
✅ VODIONDRY
✅ BAPTHÊME

👉 Tolotra manokana ho anay :
🏛️ Location de salle
👥 isan’olona hatramin’ny 70
💰 150 000 Ar monja

📅 Voafetra ny daty malalaka

📲 Mifandraisa aminay amin’ny message na antso
⏳ Izay tonga aloha no mahazo !

14/09/2025

“📞 Nouveau numéro exclusif pour l’Espace Aéroclub :
034 60 320 36. Contactez-nous dès maintenant !”

🎉 MITADY TOERANA HANAOVANA FETY?📍 AO AMBALAMANASY (Ampitany MONT LETCHI Carré 5)➡️ LOCATION DE SALLE + SERVICE TRAITEUR ...
20/07/2025

🎉 MITADY TOERANA HANAOVANA FETY?
📍 AO AMBALAMANASY (Ampitany MONT LETCHI Carré 5)

➡️ LOCATION DE SALLE + SERVICE TRAITEUR à PRIX SPÉCIAL ❗

28.000 ar / pers (100 pers ou +)

🍽️ Service traiteur ☑️
🥳Location de salle ☑️
⚜️Décoration ☑️
🔊Dj + sonorisation *☑️

☝️Tsy miova ny tolotra hafa :

🧑‍🍳SERVICE TRAITEUR

🌟PACK AÉROFIRST🌟

-30.000 ar/pers ho an'ny olona latsaky ny 100 (farafahakeliny 50 pers)

🍽️ Service traiteur ☑️
🥳Location de salle ☑️
⚜️Décoration ☑️
🔊Dj + sonorisation ☑️

🌟PACK AÉROFLY🌟

-25.000 ar/pers raha manana toerana famandrihana afa enao. (farafahakeliny 150 pers).

🍽️ Service traiteur ☑️
⚜️Décoration ☑️
🔊Dj + sonorisation ☑️

PS : Ny «service traiteur» ataonay dia afaka manao ny sakafonao na dia any amin'ny «espace/salle de reception» hafa na any an-tranonao. Raha latsaka ny 150 pers dia mila mandoha sarany afa hoan’ilay «décoration» sy «sonorisation».

🪩 LOCATION DE SALLE :

-Pack AÉROCLUB : 300.000 ar ho an’ny olona 100 (seza,table, frigo anatiny)

-Pack AÉROSPEED PLUS : 150.000 ar ho an’ny olona 50 ( seza, table, frigo) + JBL 320 (TOLOTRA VAOVAO)

-Pack AÉROSPEED : 100.000 ar ho an’ny olona 50 ( seza,table,frigo)

📍Ampitany MONT LETCHI carr 5 ambalamanasy

📞038 29 382 85
📞032 59 812 36

🇲🇬 Fetin’ny Tanindrazana, Fetin’ny Malagasy! 🇲🇬   👉  Fihenam-bidy 10 % ho an’izay manofa mialoha alohan’ny 26 jona 2025!...
23/06/2025

🇲🇬 Fetin’ny Tanindrazana, Fetin’ny Malagasy! 🇲🇬
👉 Fihenam-bidy 10 % ho an’izay manofa mialoha alohan’ny 26 jona 2025!
☎️ 038.29.382.85 ou 032.59.812.36

✈️BIG PROMO LOCATION DE SALLE SONORISÉE (50 pers)☺️✈️ 🛬TONGAVA MANAO RÉSERVATION NY DATE NAO MBA HAHAZOANAO TOMBONY AMIL...
28/04/2025

✈️BIG PROMO LOCATION DE SALLE SONORISÉE (50 pers)☺️✈️

🛬TONGAVA MANAO RÉSERVATION NY DATE NAO MBA HAHAZOANAO TOMBONY AMILAY VIDINY MIRARY 🙏

BONNE ANNÉE (orinasa, fianakavina..)
Mariage🤵👰
Sortie de promotion 🎓
fiançailles💍
baptême 🧒…

⚠️Tolotra manankery hatramin’ny 4 Mai 2025

☎️038.29.382.85
☎️032.59.812.36
💬 mp

OFFRE SPÉCIALE PAQUES ‼️‼️ Ankafizo ny fihenam-bidy 5% rehefa mamandrika ny «PACK AÉROFIRST» -30.000 ar / pers ho an’ny ...
14/04/2025

OFFRE SPÉCIALE PAQUES ‼️‼️

Ankafizo ny fihenam-bidy 5% rehefa mamandrika ny «PACK AÉROFIRST»

-30.000 ar / pers ho an’ny olona 50 na mahery

🍽️ Service traiteur ☑️
🥳Location de salle ☑️
⚜️Décoration ☑️
🔊Dj + sonorisation*☑️

+ BOISSONS (TOLOTRA
VAOVAO BE**)

🌟PACK AÉROFLY🌟

-25.000 ar/pers raha manana toerana famandrihana afa enao. (farafahakeliny 150 pers):

🍽️ Service traiteur ☑️
⚜️Décoration ☑️
🔊Dj + sonorisation*☑️

PS : Ny «service traiteur» ataonay dia afaka manao ny sakafonao na dia any amin'ny «espace/salle de reception» hafa na any an-tranonao. Raha latsaka ny 150 pers dia mila mandoha sarany afa hoan’ilay «décoration» sy «sonorisation».

☝️Tsy miova ny tolotra hafa :

🪩 LOCATION DE SALLE :

-Pack AÉROCLUB : 300.000 ar ho an’ny olona 100 (seza,table, frigo anatiny)

-Pack AÉROSPEED PLUS : 150.000 ar ho an’ny olona 50 ( seza, table, frigo) + JBL 320 (TOLOTRA VAOVAO)

-Pack AÉROSPEED : 100.000 ar ho an’ny olona 50 ( seza, table, frigo)

*Sonorisation au choix : 2 JBL
(320+110)ou matériel
professionnel(+5000 ar / pers)
**boissons: 2 jus star + 1 eau vive par table de 10 pers
⚠️ boissons dispo pour 100 pers ou+

☎️038.29.382.85
☎️032.59.812.36
💬 mp

NOUVEAUTÉ HO AN’NY OLONA 100 NA MAHERY‼️30.000 ar / pers 🍽️ Service traiteur ☑️🥳Location de salle ☑️⚜️Décoration ☑️🔊Dj +...
31/03/2025

NOUVEAUTÉ HO AN’NY OLONA 100 NA MAHERY‼️

30.000 ar / pers

🍽️ Service traiteur ☑️
🥳Location de salle ☑️
⚜️Décoration ☑️
🔊Dj + sonorisation *☑️

+ BOISSONS (TOLOTRA
VAOVAO BE**)

☝️Tsy miova ny tolotra hafa :

🧑‍🍳SERVICE TRAITEUR

🌟PACK AÉROFIRST🌟
-30.000 ar/pers ho an'ny olona latsaky ny 100 (farafahakeliny 50 pers)

🍽️ Service traiteur ☑️
🥳Location de salle ☑️
⚜️Décoration ☑️
🔊Dj + sonorisation ☑️

🌟PACK AÉROFLY🌟

-25.000 ar/pers raha manana toerana famandrihana afa enao. (farafahakeliny 150 pers).

🍽️ Service traiteur ☑️
⚜️Décoration ☑️
🔊Dj + sonorisation ☑️

PS : Ny «service traiteur» ataonay dia afaka manao ny sakafonao na dia any amin'ny «espace/salle de reception» hafa na any an-tranonao. Raha latsaka ny 150 pers dia mila mandoha sarany afa hoan’ilay «décoration» sy «sonorisation».

🪩 LOCATION DE SALLE :

-Pack AÉROCLUB : 300.000 ar ho an’ny olona 100 (seza,table, frigo anatiny)

-Pack AÉROSPEED PLUS : 150.000 ar ho an’ny olona 50 ( seza, table, frigo) + JBL 320 (TOLOTRA VAOVAO)

-Pack AÉROSPEED : 100.000 ar ho an’ny olona 50 ( seza, table, frigo)

☎️038.29.382.85
☎️032.59.812.36
💬 mp

Address

RN5 Carreau 5 Ambalamanasy Toamasina II (Mont Letchi)
Toamasina
501

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 22:00
Wednesday 09:00 - 22:00
Thursday 09:00 - 22:00
Friday 09:00 - 00:00
Saturday 09:00 - 00:00
Sunday 09:00 - 00:00

Telephone

+261382938285

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Espace Aéro Club Ambalamanasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category