08/03/2023
🔹 Izahay ekipan’ny SHINE EVENT dia miarahaba sy mirary soa ny vehivavy rehetra manerana ny Nosy, nahatratra izao andro 08 marsa 2023 izay andro iraisam-pirenena natokana ho an’ny vehivavy izao.
🔹 Mirary fahasalamana ihany koa mba ahavita ny adidy sy andraikitra rehetra.
🔹Vehivavy miombona, miray hina ho amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara.❤️🇲🇬