02/09/2026
đ„ VAO MISOKATRA NY VAROTRA! đ„
đ MAZDA BT-50 â MOTEUR 3.2L AUTOMATIQUE
âš Vao tonga â Occasion âš
Ho anâizay mitady 4x4 matanjaka, confortable ary prĂȘt Ă prendre la route, ity indray no mety hahasarika anao! đđȘ
â
Moteur 3.2L Diesel
â
BoĂźte automatique
â
Pick-up robuste sy élégant
â
Vao tonga, occasion
â
Fiara tsara jerena sy tsara bika đ„
đ© MP ihany no miresaka raha liana.
Aza misalasala mandefa message raha mila prix, détails ary informations supplémentaires.
đ Miala tsiny sahady raha elaela vao misy valiny, noho ny asa maro sahanina. Hiezaka hamaly ny message rehetra izahay araka izay tratra.
â ïž Izay tena liana ihany no mandefa MP azafady.
đ„ MAZDA BT-50 3.2 AUTOMATIQUE â MISY!
đ Iza no haka azy? đđ
Ny 3.2L automatique amin'ity génération BT-50 ity dia mifandray amin'ny moteur diesel 5-cylindres ary boßte automatique 6 rapports;
NB: an'ny tompon'ny pejy ito resaka ito fa tsy an'ny tompon'ny espace