NEST NG

NEST NG 🇲🇬Mananger du groupe New Génération 🇲🇬
🇲🇬Champion de Madagascar de magie 2024🏆

☎️033 89 572 04

27/02/2026

Vola ve ny olanao🤭
Vola ve no ilainao?🤔
Arao ftsn le vidéo de hanakarena enao e☑️
🇲🇬 🔥

23/02/2026

Mirary herinandro mafinaritra ho antsika ô❤️
🇲🇬

20/02/2026

Mbola andalam-panomanana ny compilation tanteraka ny Équipe New Génération amzao fa mandrapa aloa Dia aleo zah sy i Shin Lim hifampidera taim-by eto😁
🇲🇬 ♦️

20/02/2026

♦️TRAILER♦️

15/02/2026

Ilay boky mahagaga😧
aleo tantaraina Ilay magie e!
🇲🇬

Hono oa ry zareo fa anga andro iraisam-pirenena hoan'ny   androany🤔 fa nandeha nividy café maraina ah tankeo de ze sipak...
14/02/2026

Hono oa ry zareo fa anga andro iraisam-pirenena hoan'ny androany🤔 fa nandeha nividy café maraina ah tankeo de ze sipakely sy bandy Kely mifanena amiko de mividy sy mitondra daholo🤔
MBA azavaho aloa fa MBA andeha hividy ko manko🤭

Aza miala lavitra fa efa akaikiny n'y vidéo an🥰❤️
🇲🇬

12/02/2026

Chandra nandini épisode 69🥰
Mbola tsy ao n'est fa Mbola lasa🙈 Na........ry😁
🇲🇬

10/02/2026

Aleo aloha mankafy🥰
🇲🇬 🔥

10/02/2026

♦️Astuce Magie #01♦️
🇲🇬

09/02/2026

Lazao ao amin'ny commentaires goe izay setret hitanareo😁

07/02/2026

Charme re zao e😭😂
mety hanaiky ihany fafara detline raha izao😭
Mirary tontolo andro mafinaritra daholo🥰
🇲🇬

05/02/2026

Tsara le hira e🥰
🇲🇬

Address

RN1
Miarinarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NEST NG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share