19/12/2023
Efa midina amin'ny lamasina androany talata 19 desambra ny mpitendry sy ny mpandihin'ny tarika Rojovola, ho ao Sahasinaka.
Ny Grand Maître niala tao Fianarantsoa ho ao Manakara, nandeha tomobily, angala rivotra kely alohan'ny hanombohana ny hetsika.
Alarobia maraina izy miala ao Manakara, ho ao Sahasinaka.