Tian'hay Event

Tian'hay Event 🎻🎸PRESTATIONS SURPRISES🎺
🎁CREATION CADEAUX💐
❤️ Mampita fitiavana ❤️

Miato kely ny fandraisana commande ( prestation, cadeaux…sns ) amin’ity herinandro ity , 10 août hatramin’ny 17 août 🙏Me...
09/08/2026

Miato kely ny fandraisana commande ( prestation, cadeaux…sns ) amin’ity herinandro ity , 10 août hatramin’ny 17 août 🙏

Merci pour votre compréhension ❤️🥰

Andeha hiampita ranomasina ity bouquet money ity✈️😍Lavidavitra ny làlana fa tsy maintsy tonga any io😉🥰Raha ianao no maha...
07/08/2026

Andeha hiampita ranomasina ity bouquet money ity✈️😍
Lavidavitra ny làlana fa tsy maintsy tonga any io😉🥰
Raha ianao no mahazo azy dia ahoana ny réaction-nao?😁

Misy maman mila an’ireto cadeau ireto ve?😂🎁💐Ho an’iza ary oh🥰
30/07/2026

Misy maman mila an’ireto cadeau ireto ve?😂🎁💐
Ho an’iza ary oh🥰

29/07/2026

Jerenareo anie ity petite fille mafatifaty kely nanaovanay 𝐒𝐔𝐑𝐏𝐑𝐈𝐒𝐄 ity ee😍😍
Ny ekipan’ny Tian'hay Event indray no mpanolotra teto❤️🥰 fa tena mamy anie izany ee❤️❤️❤️
Falifaly be hono izy nahazo an’ireto cadeau bedebe ireto🎁🎂
De izay ankizy kely misy bobo hono dia ataon’i Naomie pansement an😂🥰

Encore joyeux anniversaire Princesse Naomie💝🎉

Safidio ary ny modèle tinao @ ireto dia taggueo ilay olona tokony hanolotra azy, sode ianao ilay tsara chance ahazo surp...
28/07/2026

Safidio ary ny modèle tinao @ ireto dia taggueo ilay olona tokony hanolotra azy, sode ianao ilay tsara chance ahazo surprise manaraka😂❤️

Aza misalasala mandefa Mp raha misy tolotra mahaliana anareo mikasika ny 𝐒𝐔𝐑𝐏𝐑𝐈𝐒𝐄🥰

23/07/2026

Afaka CEPE hono izy mianadahy dia nanoman’ny Dada , Neny sy Zoky 𝐒𝐔𝐑𝐏𝐑𝐈𝐒𝐄 narahina hafatra mamy be🎉😍❤️
Encore félicitations Tianay et Nantsoina🥰

Chaque réussite mérite un souvenir inoubliable ✨🎓
𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50

Bouquet money ho an’i kambana😍💙🩷Misy kambana ve ato?🥰
22/07/2026

Bouquet money ho an’i kambana😍💙🩷
Misy kambana ve ato?🥰

21/07/2026

Iza ilay zoky tokony hanao 𝐒𝐔𝐑𝐏𝐑𝐈𝐒𝐄 kara zo @ anniversaire nao?🥰
Adella zo fa nahazo ny anjarany, sady nahazo bouquet money no nahazo téléphone🎁💐
Tsara misy zoky ein❤️😍🥰
Ny hafatry zoky dia hoe: « mianara tsara izany zandry malalanay izany »💌

𝑻𝒊𝒂𝒏'𝒉𝒂𝒚 𝒆́𝒗𝒆𝒏𝒕, 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂💕
☎️ 038 53 457 33/ 032 68 310 50

Cadeau 𝐒𝐔𝐑𝐏𝐑𝐈𝐒𝐄 pour 𝐀...😍❤️ avy @ ilay olona tia anao indrindra🥰
21/07/2026

Cadeau 𝐒𝐔𝐑𝐏𝐑𝐈𝐒𝐄 pour 𝐀...😍❤️ avy @ ilay olona tia anao indrindra🥰

Address

Rn4
Majunga
401

Telephone

+261326831050

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tian'hay Event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tian'hay Event:

Shortcuts

Share