Ton Ton RAOBI Organisation

Ton Ton RAOBI Organisation Ho fiderana ny anarany

Salama daholo e ๐Ÿค—,tonga indray ny entana manaraka koa hoan'ny ireo izay mbola ts nahazo d tongava fa misy anjaranao ato ...
25/07/2025

Salama daholo e ๐Ÿค—,tonga indray ny entana manaraka koa hoan'ny ireo izay mbola ts nahazo d tongava fa misy anjaranao ato ,izay amin'ny vidiny mirary dia mirary tokoa ๐Ÿฅฐ,malakilaky ary sao dia tara ianao.
- Raha miala ny faritra (prix + frais du colis).

Izy no  ๐Ÿ˜
24/07/2025

Izy no
๐Ÿ˜

Tsy hoe sanatria te ho deraina ๐Ÿ™ˆ fa mba ampianatra fahaiza miaina kely ho antsika aho sao misy nanadino na tsy mahalala ...
24/07/2025

Tsy hoe sanatria te ho deraina ๐Ÿ™ˆ fa mba ampianatra fahaiza miaina kely ho antsika aho sao misy nanadino na tsy mahalala indrindra amin'izao vacances maha bdb ny mpiala-sasatra izao:
๐Ÿ‘‰Fomba fanaonay efa mandeha mi-voyage mitondra
2 000ar maromaro na 1 000ar maromaro de mba zarazaraina amle mpanototra lalana ireny , matetika izy ireny ankizy fa omeo refa mb mangataka๐Ÿ™
๐Ÿ‘‰Rehefa mandeha mianatsimo matetika dia misy mpangataka fa rano na tavoangy no angatahiny de mb ivimbino ry zareo raha malalaka ny fiara โ˜บ๏ธ
๐Ÿ‘‰Rehefa ilay mianatsimo andrefana iny njay dia fanafody nify na fanafody tazo entina fa izany no bdb mpangataka de mba itondrao ze zaka ry zareo fa zany no be mpangataka๐Ÿซ 
๐Ÿ‘‰Mba mividiana voandalana eny @ lalana manamorona ny RN ireny de mba jereo izay ts misy mividy no ividianana f tsy eo misy mitangorona foana dia mba aza miady varotra ra azo atao tompoko๐Ÿฅฐ
๐Ÿ‘‰Efa mahita olona en panne indrindra @ alina dia mba mijanona sao clรฉ anakiray ftsn no ts ampy any aminy dia mba afaka eo izy na ohatra hoe roue de secour kanefa ananao izany๐Ÿ˜Š
๐Ÿ‘‰Efa mahita olona manao auto stop de mb ento re izy e indrindra moa ka mba itantsika mamikiviky mande aingana ka lalanao ihany dia mba ento ( aza matahotra f ef olona marina ianao atramzay de tsy misy aninona anao izany eo f adisoana lehibe hoe sao... sao...jiolahy manao ady ampitaka)๐Ÿ˜๐Ÿ˜†
๐Ÿ‘‰Aza manary fako eny andalana fa ento manaraka antsika ny fakotsika , zaro dieny mbola kely ny zaza anao izany๐Ÿ˜‰
๐Ÿ‘‰Mety mbola bdb no mahita ...fa toizo ao anaty coms ao๐Ÿ˜
Mankasitraka indrindra

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ”ฅ ILAY SAINAM-PIRENENA MIHOFAHOFA ANATY LELAN'AFO ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ”ฅ Mahalasa ny fisainana ny mijery azyToa manambara loza sy milaz...
22/07/2025

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ”ฅ ILAY SAINAM-PIRENENA MIHOFAHOFA ANATY LELAN'AFO ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ”ฅ
Mahalasa ny fisainana ny mijery azy
Toa manambara loza sy milaza sazy
Ny zavatra rehetra no fongana daholo
Taratry ny fiainan'ny Gasy manontolo

Miharatsy hatrany ny fianana eto an-tany
Fandrobana,halatra sy herisetra hatrany
Ny mombanay rehetra ve no tena voaozona
Ny hasakafo hanina avy no lasa misy poizina

Tsy mijanona miseho ireo karazan-doza
Toa lasa fahantrana izao no sisa hany lova
Ilay Nosy maintso lasa mena midorehitra
Izay mba noharina kila sy forehitra

Tompo aiza no hitondranao ity taninay ity
Mamelร  ny Nosinay aza avelanao hania
Fa mahaontsa fo ny mandinika izato
Sainam-pirenena tao anaty lelan'afo๐Ÿ”ฅ
RHOJO ON JAA

Zanahary eeee! ๐Ÿฅฒ๐Ÿฅฒ๐ŸฅฒFahorianay fifalian'ny Madamo ty! ๐Ÿ’”
22/07/2025

Zanahary eeee! ๐Ÿฅฒ๐Ÿฅฒ๐Ÿฅฒ
Fahorianay fifalian'ny Madamo ty!
๐Ÿ’”

๐Ÿฅบ๐Ÿ™
21/07/2025

๐Ÿฅบ๐Ÿ™

๐Ÿ‘‰Nangataka fandreseana aho dia nomeny ady handreseko๐Ÿ‘‘๐Ÿ‘‰Nangataka hery aho dia nomeny fisedrana hampatanjaka  ahy ๐Ÿ’ช๐Ÿ‘‰Nangat...
04/07/2025

๐Ÿ‘‰Nangataka fandreseana aho dia nomeny ady handreseko๐Ÿ‘‘

๐Ÿ‘‰Nangataka hery aho dia nomeny fisedrana hampatanjaka ahy ๐Ÿ’ช

๐Ÿ‘‰Nangataka fanavaozana aho dia notefeny, namboariny nototorotona mihitsy mba hihatsara kokoa๐Ÿ”จ

๐Ÿ‘‰Natangataka toetra mendrika sy fitiavana aho dia noentiny amin'iny farany ambany ny fiainako mba hahaizako manetry tena.โค๏ธโ€๐Ÿฉนโค๏ธ

๐Ÿ‘‰Nangataka ny hitombo ara-panahy aho dia nesorina tamiko ireo zavatra nanahirana ahy mba hananako fotoana hihaonana aminy sy hanolorako ny tenako ho AzyโŒš๐Ÿง˜๐Ÿ™

๐Ÿ‘‰Nangataka finoana aho dia nomeny fitsapana mba hampitombo indray ny fanantenako. ๐Ÿ˜”๐Ÿฅฐ

๐Ÿ‘‰Nangataka ny hahita fahagagana eo amin'ny fiainako aho dia nasiany zava-tsarotra manoloana ahy mba hanehoany ny voninahiny sy ny heriny ๐ŸŽ‡๐ŸŽ†

๐Ÿ‘‰Nangataka fahalalana aho dia nomeny ahy ny Fanahy Masina hanolotsaina ahy. ๐Ÿ˜‡โœ๏ธ

๐Ÿ‘‰Nangataka fahendrena aho dia nomeny olona hakako lesona.๐Ÿฅบ
โ˜‘๏ธKoa ny zavatra rehetra izay miseho eo amin'fiainako na inona na inona dia miara-miasa ireny ho valimbavako
Dia toy izany koa ny anao ka mahereza ๐Ÿ˜โค๏ธ๐Ÿ’ช

๐Ÿฅฒ๐Ÿฅฒ๐ŸฅฒMankahery ny fianakaviana rehetra
17/06/2025

๐Ÿฅฒ๐Ÿฅฒ๐Ÿฅฒ
Mankahery ny fianakaviana rehetra

๐Ÿ˜ฒ๐Ÿฉบโค๏ธโ€๐Ÿฉน๐—ก๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—œ๐—”, ๐—ต๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐˜๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ ( #๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ถ๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ) ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† 7 ๐˜€...
03/04/2025

๐Ÿ˜ฒ๐Ÿฉบโค๏ธโ€๐Ÿฉน๐—ก๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—œ๐—”, ๐—ต๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐˜๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ ( #๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ถ๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ) ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† 7 ๐˜€๐—ฒ๐—ด๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ท๐—ฎ ๐—ถ๐˜๐˜† ๐˜‡๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† 14 ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ๐—ฒ ๐—ถ๐˜๐˜†

๐Ÿ˜ŠMarary miisa 15.000 tany Etazonia sy miisa 7.000 tany Inde no efa nampiasa ilay teknolojia, izay nanamora sy nanafaingana ny fitiliana natao.

๐ŸฅฐNoho izany dia voasoratra ho manam-pahaizana momba ny IA tanora indrindra eran-tany izy. Mety hisy fiantraikany lehibe amin'ny ho avin'ny fitsaboana sy ny fahasalamana io zava-bitany io.

Aleo miezaka foana tsy tapidalan-kaleha๐Ÿ™Na hiarina isan-taona tsy veri-mandeha๐ŸฅฐTOMBONY ho ahy manam-pofon'ainaAndroany a...
13/03/2025

Aleo miezaka foana tsy tapidalan-kaleha๐Ÿ™
Na hiarina isan-taona tsy veri-mandeha๐Ÿฅฐ
TOMBONY ho ahy manam-pofon'aina
Androany aho no afaka hisaintsainaโœ…

Toizo ny Dia fa ny rahampitso mbola afaka ora maro ๐Ÿ™‹

Vehivavy?๐Ÿ‘ฉ๐Ÿ‘‰Loharano hipohiran'ny taranaka๐Ÿ‘‰Ravaka eo amin'ny fiaraha-monina๐Ÿ‘‰Satroboninahitry ny lahy๐Ÿ‘‘โœ…Voahary iray tena n...
08/03/2025

Vehivavy?๐Ÿ‘ฉ
๐Ÿ‘‰Loharano hipohiran'ny taranaka
๐Ÿ‘‰Ravaka eo amin'ny fiaraha-monina
๐Ÿ‘‰Satroboninahitry ny lahy๐Ÿ‘‘
โœ…Voahary iray tena nanahirana an'Andriamanitra ny nampisy azy satria: ilay voahary iray ( lehilahy) izay efa vita rafitra no noravana indray hampisy ny vehivavy.
โŽEkena hoe avy amin'ny vehivavy no nisehoan'ny fahotana fa avy aminy ihany koa nefa no nisian'ny famonjena antsika izay niseho tamin'ny alalan'i Maria.
Sarobidy ny vehivavy๐Ÿ’Ž๐Ÿ’Ž

Inona tokoa no tena mety ho Antony? Ianao tena miezaka manao max qualitรฉ fa ny namanao na ny fianakavianao tsy manohana ...
11/02/2025

Inona tokoa no tena mety ho Antony?

Ianao tena miezaka manao max qualitรฉ fa ny namanao na ny fianakavianao tsy manohana anao izany fa aleony mividy any an-kafa๐Ÿ‘€

Raha hanjifa aza izy Dia trosa izay na omena fotsiny ๐Ÿคฃ

Maty ihany ny orin'asa izay izy vao mody manontany
๐Ÿ™„

Raha Tiana ny Handroso Dia Mila manova toe-tsaina mihintsy aloha๐Ÿ™‹

Address

Mahamasina

Telephone

+261349301230

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ton Ton RAOBI Organisation posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ton Ton RAOBI Organisation:

Share