TR Organisation

TR Organisation The better solution is L❤️ve

Raha fetsy ianao Mr le président dia: Mahay mampiasa ny bala eo ampelantananao hanomanana ny fifidianana 2028.Ireo famat...
17/02/2026

Raha fetsy ianao Mr le président dia:

Mahay mampiasa ny bala eo ampelantananao hanomanana ny fifidianana 2028.
Ireo famatsiana azo noho ny fandalovan'ny rivo-doza Gezani dia ireto avy aloha hatreto

🇺🇸163miliara ar tany @ banky mondial
🇨🇳65 miliara ar tany am chine
22,2 miliara ar tany amin'ny ONU
Source : Gazety tia tanindrazana 🇲🇬

Vita oazy ny propagande ho anao raha mangaharaha ny fitantananao an'ireo vola ireo.

Faly aminao ny vahoaka ny toamasina ary anisany vato hahalany anao amin'ny fifidianana.

Ary ho tsapan'ny vahoaka malagasy rehetra izany ary sarotra amin'izay mpifaninana aminao ny handresy anao izany.

Fa raha vao mifanohitra amin'izay io dia tena ho ratsy ho anao ny tantara

Tsara ilay nanombohana ny fanomezan-daka ny tenim-pirenena tamin'ny fandraisam-pitenenan'ny filoha tao amin'ny valan-dre...
19/12/2025

Tsara ilay nanombohana ny fanomezan-daka ny tenim-pirenena tamin'ny fandraisam-pitenenan'ny filoha tao amin'ny valan-dresaka niarahana tamin'ny fahitan-davitra FRANTSAY.

maninona raha tohizana izany
Tokony ho gasy avokoa itony.



Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 JOSEPHSON Christian 󱢏 Natiora Nilainiaiko, Deborah Fenosoa, Dah V'id, Nia...
26/10/2025

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 JOSEPHSON Christian 󱢏 Natiora Nilainiaiko, Deborah Fenosoa, Dah V'id, Nianina Rindrah, Jaspinah Robia, Nåtanjhø Ską

Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté, fans

Fa inona marina no tena hahafahana mampiasa ny FITIAVANA? - ianao manetri-tena ve Satria Mampiasa ny fitiavana? - ianao ...
25/10/2025

Fa inona marina no tena hahafahana mampiasa ny FITIAVANA?
- ianao manetri-tena ve Satria Mampiasa ny fitiavana?
- ianao mandefitra foana ve Satria Mampiasa ny fitiavana?
- ianao mihantra olona maro ve Satria Mampiasa ny fitiavana
- ianao manao adidy ve Satria Mampiasa ny fitiavana ?

Fa inona ary???
Ndao mba hifanakalo fahatsapana tsika 😘


Tsy rariny🥲🥲🥲Mba nanofy ihany aho hoe nitaingina an'itonyFa indro anefa tsy tanteraka Satria potika sahady🥲Fa aiza prési...
26/09/2025

Tsy rariny🥲🥲🥲

Mba nanofy ihany aho hoe nitaingina an'itony
Fa indro anefa tsy tanteraka Satria potika sahady🥲

Fa aiza président e???

fans


́léphérique

Na dia tsy diso akory aza 🙏
31/08/2025

Na dia tsy diso akory aza 🙏

Tohero ny tahotra sy hakiviana.Aza mandositra olana, manàna heri-po fa Andriamanitra tia manampy ny olona manana heri-ts...
30/08/2025

Tohero ny tahotra sy hakiviana.
Aza mandositra olana, manàna heri-po fa Andriamanitra tia manampy ny olona manana heri-tsaina sy sahy miatrika zavatra sarotra.( Oh Davida)
Bonne journée daholo

🌸✨ NOUVEAU À ANTSIRABE – Rendez vos mariages inoubliables ! ✨🌸Vous cherchez une tête de cortège élégante et moderne pour...
24/08/2025

🌸✨ NOUVEAU À ANTSIRABE – Rendez vos mariages inoubliables ! ✨🌸

Vous cherchez une tête de cortège élégante et moderne pour votre grand jour ? 🚗⚡
Avec notre voiture électrique de prestige, vivez l’entrée la plus mémorable :
✔️ Silencieuse et luxueuse
✔️ Décorée selon votre thème 💐
✔️ Écoresponsable 🌍

💍 Offre de lancement spéciale !
👉 Réservez avant et bénéficiez de -20% sur votre prestation.
👉 Pack VIP : voiture + décoration florale + chauffeur élégant 👔 inclus !

📸 Imaginez vos photos et vidéos avec une voiture unique qui fera briller votre cortège…
➡️ Vous n’aurez pas deux fois votre mariage, alors faites-le entrer dans l’histoire 💖

📞 Contactez-nous dès maintenant au numéro 034 29 596 77
📩 ou envoyez-nous un message privé

⚡ Les dates partent vite – réservez votre cortège dès aujourd’hui !

Izy no  😝
24/07/2025

Izy no
😝

Tsy hoe sanatria te ho deraina 🙈 fa mba ampianatra fahaiza miaina kely ho antsika aho sao misy nanadino na tsy mahalala ...
24/07/2025

Tsy hoe sanatria te ho deraina 🙈 fa mba ampianatra fahaiza miaina kely ho antsika aho sao misy nanadino na tsy mahalala indrindra amin'izao vacances maha bdb ny mpiala-sasatra izao:
👉Fomba fanaonay efa mandeha mi-voyage mitondra
2 000ar maromaro na 1 000ar maromaro de mba zarazaraina amle mpanototra lalana ireny , matetika izy ireny ankizy fa omeo refa mb mangataka🙏
👉Rehefa mandeha mianatsimo matetika dia misy mpangataka fa rano na tavoangy no angatahiny de mb ivimbino ry zareo raha malalaka ny fiara ☺️
👉Rehefa ilay mianatsimo andrefana iny njay dia fanafody nify na fanafody tazo entina fa izany no bdb mpangataka de mba itondrao ze zaka ry zareo fa zany no be mpangataka🫠
👉Mba mividiana voandalana eny @ lalana manamorona ny RN ireny de mba jereo izay ts misy mividy no ividianana f tsy eo misy mitangorona foana dia mba aza miady varotra ra azo atao tompoko🥰
👉Efa mahita olona en panne indrindra @ alina dia mba mijanona sao clé anakiray ftsn no ts ampy any aminy dia mba afaka eo izy na ohatra hoe roue de secour kanefa ananao izany😊
👉Efa mahita olona manao auto stop de mb ento re izy e indrindra moa ka mba itantsika mamikiviky mande aingana ka lalanao ihany dia mba ento ( aza matahotra f ef olona marina ianao atramzay de tsy misy aninona anao izany eo f adisoana lehibe hoe sao... sao...jiolahy manao ady ampitaka)😁😆
👉Aza manary fako eny andalana fa ento manaraka antsika ny fakotsika , zaro dieny mbola kely ny zaza anao izany😉
👉Mety mbola bdb no mahita ...fa toizo ao anaty coms ao😝
Mankasitraka indrindra

🔥🇲🇬🔥 ILAY SAINAM-PIRENENA MIHOFAHOFA ANATY LELAN'AFO 🔥🇲🇬🔥 Mahalasa ny fisainana ny mijery azyToa manambara loza sy milaz...
22/07/2025

🔥🇲🇬🔥 ILAY SAINAM-PIRENENA MIHOFAHOFA ANATY LELAN'AFO 🔥🇲🇬🔥
Mahalasa ny fisainana ny mijery azy
Toa manambara loza sy milaza sazy
Ny zavatra rehetra no fongana daholo
Taratry ny fiainan'ny Gasy manontolo

Miharatsy hatrany ny fianana eto an-tany
Fandrobana,halatra sy herisetra hatrany
Ny mombanay rehetra ve no tena voaozona
Ny hasakafo hanina avy no lasa misy poizina

Tsy mijanona miseho ireo karazan-doza
Toa lasa fahantrana izao no sisa hany lova
Ilay Nosy maintso lasa mena midorehitra
Izay mba noharina kila sy forehitra

Tompo aiza no hitondranao ity taninay ity
Mamelà ny Nosinay aza avelanao hania
Fa mahaontsa fo ny mandinika izato
Sainam-pirenena tao anaty lelan'afo🔥
RHOJO ON JAA

Address

Mahamasina

Telephone

+261349301230

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TR Organisation posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to TR Organisation:

Share