10/06/2026
Ao anatinโny maizina misy mazava ary ao anatinโny mazava misy maizina ๐
Napetraka aminao ny safidy :
-Na anao misafidy ny ho maizina ao anatinโny mazava ๐
-Na anao misafidy ny ho mazava ao anatiny maizina ๐
โค๏ธ๐ฅ