Distortion Team

Distortion Team Event planer

Culture Rock & Metal

23/02/2026

🤘🤘🤘💪💪💪

Sao mba misy ny zzo atao
13/02/2026

Sao mba misy ny zzo atao

📢 FANAMBARANA OFISIALY – ROCK'501

Taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Gezani teto Tamatave dia maro ireo fianakaviana traboina sy marefo amin’izao fotoana izao : trano simba, fananana very, ary olona voatery nifindra any amin’ny toerana fandraisana traboina.

Manoloana izany dia manao antso ho amin’ny firaisankina sy fifanampiana ny Rock'501.

Manasa ireo rehetra vonona hanampy izahay amin’ny alalan’ny :

Fanomezana ara-pitaovana (akanjo, bodofotsy, sakafo, rano fisotro madio)

Fanampiana ara-bola

Fanohanana ara-pitaovana sy ara-logistika

Na kely aza ny fanampiana dia manan-danja lehibe ho an’ireo traboina sy amin’ny fanarenana.

Raha mila fanazavana fanampiny momba ny fanomezana dia mifandraisa aminay amin’ny hafatra manokana.
Hanao filazana manokana izahay rahampitso mahakasika ny laharana azo andefasana ny mobile money ary adresy hoan'izay hanatitra fitaovana.

Aoka isika hiray hina.

Rock'501

📢 COMMUNIQUÉ OFFICIEL – ROCK'501

Suite au passage du cyclone Gezani à Tamatave, de nombreuses familles se retrouvent aujourd’hui en situation de grande vulnérabilité : habitations endommagées, pertes matérielles importantes, déplacements vers des centres d’accueil.

Face à cette situation, Rock'501 lance un appel à la solidarité et à la mobilisation collective.

Nous invitons toutes les personnes de bonne volonté à apporter leur soutien, que ce soit sous forme de :

Dons en nature (vêtements, couvertures, denrées alimentaires, eau potable)

Contribution financière

Appui logistique

Chaque geste, aussi modeste soit-il, contribuera à soulager les familles touchées et à participer à la reconstruction.

Pour toute information concernant les modalités de contribution, nous ferions une publication officielle Des numéros et adresse Des responsables pour la collecte

Ensemble, restons solidaires.

Rock'501

12/02/2026

🔥🔥🔥🤘🤘🤘

01/02/2026

Mandeha ny fotoana,mitohy ny fiainana

😎😎😎🔥🔥🔥
27/01/2026

😎😎😎🔥🔥🔥

22/01/2026

Aza mora kivy

20/01/2026

🙏🙏🙏

03/01/2026

Zany ny tic tac dou...

Zarao vaovao any.Ataovy ao amin'ny commentaire
24/12/2025

Zarao vaovao any.
Ataovy ao amin'ny commentaire

Mety zany
23/12/2025

Mety zany

𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 : RAZAFITRIMO Toavintsihoarana Ranto 𝐧𝐨 𝐓𝐚𝐥𝐞𝐧'𝐧𝐲 "𝐀𝐫𝐭𝐬 𝐞𝐭 𝐏𝐫𝐨𝐦𝐨𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐀𝐫𝐭𝐢𝐬𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞".

Ry zareo zoky be 🙏🙏🙏
22/12/2025

Ry zareo zoky be 🙏🙏🙏

21/12/2025

🤘🤘🤘🔥🔥

Address

Itaosy
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Distortion Team posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Distortion Team:

Share

Category