24/09/2025
๐๐OUI ๐๐
๐ Ireto dia Costard efa nivoaka tao amin'ny JMode Fort Dauphin daholo ๐
๐๐ Tena efa maro ny costard , Robe , ary ENSEMBLE COUPLE GASIGASY amin'ilay tena tianareo nivoaka teto .
๐๐ Misaotra hatrany ireo izay nahatoky anay
๐๐ Afaka mandalo ato amin'ny boutique
๐๐ Mandray commande rehetra ( Sur Taille ) , ary efa misy vonona sur place ihany koa .