23/03/2026
🏅👏🏻Faly miarahaba ny Talen’i EMIT Profesiora Hasina Lalaina Rakotonirainy ny Club Emihôtesse 👏🏻
📌Satria izy dia anisan’ireo « 100 personnalités de l’éducation les plus influentes en Afrique »ka nandray mari-pankasitrahana manamarika izany tany Accra (Ghana)🌍
🏆Mankasitraka anao ny EMIT Tale fa dia mirehareha sy manana ny maha izy azy tokoa manana anao 🏆
🌍🏆 Voafidy ho isan'ireo "𝟭𝟬𝟬 𝗽𝗲𝗿𝘀𝗼𝗻𝗻𝗮𝗹𝗶𝘁𝗲́𝘀 𝗱𝗲 𝗹'𝗲́𝗱𝘂𝗰𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗹𝗲𝘀 𝗽𝗹𝘂𝘀 𝗶𝗻𝗳𝗹𝘂𝗲𝗻𝘁𝗲𝘀 𝗲𝗻 𝗔𝗳𝗿𝗶𝗾𝘂𝗲 - 𝟮𝟬𝟮𝟱" aho, ary nandray ny mari-pankasitrahana teto Accra, Ghana 🇬🇭 niaraka tamin'ny malagasy vitsivitsy.
Eo ihany ilay mari-pankasitrahana🏅, fa ny fihaonana sy fifampizarana tamin’ireo olona manana ny maha-izy azy avy amin’ireo firenena Afrikana samihafa no tena nahafaly 🤝🌍. Misy amin’izy ireo no Mpikaroka, Mpampianatra, Mpanabe, Mpandraharaha, Mpitondra fanjakana, Ambasadaoro, sns. 👩🏫👨🏫👨💼👩💼.
Fotoana nahafahana nifanakalo hevitra, nizara traikefa amin'ny fanabeazana mampiasa ny eto Afrika 📚🚀.
🔥 Mankasitraka ny mpiara-miasa amiko rehetra fa mitarika fotsiny no hataoko fa izy ireo no tena miasa mangiana tsy misy mahita ao e 👌🙏
𝗛𝗼 𝗮𝗻'𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗩𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮𝗵𝗶𝘁𝗿𝗮 👑
100 𝘮𝘰𝘴𝘵 𝘪𝘮𝘱𝘢𝘤𝘵𝘧𝘶𝘭 𝘦𝘥𝘶𝘤𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯𝘢𝘭 𝘱𝘦𝘳𝘴𝘰𝘯𝘢𝘭𝘪𝘵𝘪𝘦𝘴
4𝘵𝘩 𝘈𝘧𝘳𝘪𝘤𝘢 𝘌𝘥𝘶𝘤𝘢𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘚𝘶𝘮𝘮𝘪𝘵
𝘜𝘯𝘪𝘷𝘦𝘳𝘴𝘪𝘵𝘺 𝘰𝘧 𝘗𝘳𝘰𝘧𝘦𝘴𝘴𝘪𝘰𝘯𝘢𝘭 𝘚𝘵𝘶𝘥𝘪𝘦𝘴, 𝘈𝘤𝘤𝘳𝘢, 𝘎𝘩𝘢𝘯𝘢