19/05/2026
✨ Ho anareo izay mitady chapiteau, parasol, table, chaise ary ireo fitaovana ilaina amin’ny fety, mariage, anniversaire, baptême, réunion na lanonana isan-karazany 🎉🥂
Dia aza misalasala manatona anay ety amin’ny Bâtiment Ny Jors Services – Antsororokavo 🥰
✔️ Fitaovana madio sy tsara kalitao
✔️ Vidiny mirary
✔️ Mety amin’ny karazana événement rehetra
📩 Afaka mandefa message privé ihany koa raha mila fanazavana fanampiny na miantso ny laharana 034 20 041 84