Surprise d’Agnambahy

Surprise d’Agnambahy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Surprise d’Agnambahy, Event Planner, Farafangana.

Surprise d'Agnambahy dia mpikarakara fanomezana surprise izay tiantsika atolotra ireo olona akaiky ny fontsika, eny na dia lavitra aza ny elanelan-tany🎁💝💐

☎ + 261349557953 (WhatsApp)

Ce n'est pas juste un cadeau, c'est un moment... surprise !

31/05/2026

Surprise d’Agnambahy est heureux de souhaiter une très bonne fête à toutes les mamans à l’occasion de cette journée qui leur est dédiée.

Nous leur adressons nos meilleurs vœux et leur souhaitons beaucoup de bonheur, de santé et de réussite dans la noble mission qu’elles accomplissent au sein de leur foyer. Vous êtes des femmes fortes et exceptionnelles, et personne ne pourra jamais remplacer la place unique que vous occupez dans nos vies.

Prenez soin de vous, gardez courage et continuez à rayonner chaque jour.

Bonne Fête des Mères à toutes les mamans ! 🌷❤️


24/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Anita Roseline, Soa Zara

Tsy mila miandry occasion lehibe vao afaka mampifaly olona iray… indraindray, surprise kely voaomana tsara dia ampy hamp...
18/05/2026

Tsy mila miandry occasion lehibe vao afaka mampifaly olona iray… indraindray, surprise kely voaomana tsara dia ampy hampitsiky fo sy hamorona souvenir tsy hay hadinoina 💝

Te hampitsiky olona manokana ve ianao ? Te hanamarika ilay andro iray sarobidy ho anao ho lasa andro tsy hay hadinoina? Sa te hampiseho fitiavana amin’ny fomba miavaka ? 🥰❤️🎁

Izahay no hanampy anao hamadika izany ho fotoana feno émotion sy fahatsiarovana mamy 🎁💝

Avelao izahay hikarakara ny surprise… fa ianao kosa hankafy ny tsiky sy hafaliana aterany 😊

Afaka atao ihany koa anefa ny mampanomana anay ilay cadeau surprise fa Ianareo ihany no manolotra azy avy eo😉
Toy ity nataona client iray ity tato aminay.

Un cadeau, une émotion, un souvenir pour toujours ✨🎁

09/02/2026

Volana Février, volan'ny mpifankatia👩‍❤️‍👨❤️
❤️14 Février andron'ny mpifankatia na Saint Valentin ❤️

Ekena hoe fitiavana no zava-dehibe, fa mba mariho amin'ny alalan'ny zavatra miavaka hipetraka ho fahatsiarovana io andro io☺️
Ka atao latsadanja e fagnomezagny "cadeau" 🎁💐💶💵 ho ane olon-tiantsika, mba tena ho andro iray toa zato tsy ho hay adinoina io andro io.

Iay da vonogny hagnome gne tsara ho anareo hatrany ☺️

Apetray aminay e fikarakaragny e fagnomezagny ho ane olotianao fa ho ataonay izany .

Ka misalasala mandefa MP📩 fa efa akeky e fotoagny. Aza tara ary o 😘

Surprise d’Agnambahy
"Ce n'est pas juste un cadeau, c'est un moment surprise"



07/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mc El-Ni Andrii Ravelomanantsoa, Fomba Gasy Officel, Lanto Déborah

07/02/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Hanitriniaina Suzannah

Surprise d’Agnambahy vous souhaite à toutes et à tous un Joyeux Noël.Que ce Noël nous apporte joie, bonheur et prospérit...
25/12/2025

Surprise d’Agnambahy vous souhaite à toutes et à tous un Joyeux Noël.
Que ce Noël nous apporte joie, bonheur et prospérité à chacun d’entre nous. 🎄✨


01/08/2025

Big shout out to my newest top fans! Hanitriniaina Suzannah

14/02/2025

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Rasoanantenaina Célestine

12/02/2025

♥️♥️♥️

Address

Farafangana
309

Telephone

+261340485967

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Surprise d’Agnambahy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category