FIVOI Betela Fénérive-Est

FIVOI Betela Fénérive-Est Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FIVOI Betela Fénérive-Est, Party Entertainment Service, FJKM Betela, Fénérive-Est.

13/08/2026

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸

Alakamisy 13 aogositra 2026

🇲🇬
Matio 21 : 23 - 32
Ary rehefa tafiditra teo an-kianjan'ny tempoly Jesoa ka nampianatra, dia nanatona Azy ny lohan'ny mpisorona sy ny loholona ka nanao hoe: Fahefana manao ahoana no anaovanao izao? Ary iza no nanome Anao izao fahefana izao? Ary Jesoa namaly ka nanao taminy hoe: Izaho kosa hanontany anareo zavatra iray loha, ary raha hovalianareo izany, Izaho kosa dia hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany: Ny batisan'i Jaona, avy taiza moa izany? Avy tany an-danitra va, sa avy tamin'ny olona? Ary izy ireo niara-nisaina* ka nanao hoe: Raha holazaintsika hoe mantsy: Avy tany an-danitra, dia hovaliany hoe isika: Ka nahoana no tsy nino azy ianareo?[* Na:nieritreritra] Ary raha holazaintsika hoe kosa: Avy tamin'ny olona, dia matahotra ny vahoaka isika, satria ataon'izy rehetra ho mpaminany Jaona. Dia namaly an'i Jesoa izy ka nanao hoe: Tsy fantatray. Dia hoy Jesoa taminy: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany. Fa ahoana kosa no hevitrareo? Nisy lehilahy nanana zanaka roa lahy; dia nankeo amin'ny lahimatoa izy ka nanao hoe: Anaka, andeha miasa any amin'ny tanim-boaloboko anio. Fa namaly izy ka nanao hoe: Tsy handeha aho; nefa nony afaka izany, dia nanenina izy ka nandeha ihany. Dia nankeo amin'ny faralahy izy ka niteny toy izany koa. Ary izy namaly ka nanao hoe: Handeha aho, tompoko; kanjo tsy nandeha izy. Ka iza moa amin'izy mirahalahy no nanao ny sitrapon'ny rainy? Hoy izy: Ny lahimatoa. Dia hoy Jesoa taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa ny mpamory hetra sy ny vehivavy janga efa mialoha anareo ho amin'ny fanjakan'Andriamanitra. Fa Jaona nankany aminareo tamin'ny lalan'ny fahamarinana, nefa tsy nino azy ianareo; fa ny mpamory hetra sy ny vehivavy janga no nino azy; fa ianareo kosa, na dia efa nahita izany aza, dia mbola tsy nanenina mba hinoanareo azy.
🇨🇵
‭Matthieu 21:23-32 BDS‬
[23] Jésus se rendit au Temple et se mit à enseigner. Alors, les chefs des prêtres et les responsables du peuple vinrent le trouver et l’interpellèrent : Par quelle autorité agis-tu ainsi ? Qui t’a donné l’autorité de faire cela ? [24] Jésus leur répondit : Moi aussi, j’ai une question à vous poser, une seule. Si vous me répondez, je vous dirai à mon tour de quel droit je fais cela. [25] De qui Jean tenait-il son mandat pour baptiser ? De Dieu ou des hommes ? Alors ils se mirent à raisonner intérieurement : Si nous disons : « De Dieu », il va nous demander : « Pourquoi alors n’avez-vous pas cru en lui ? » [26] Mais si nous répondons : « Des hommes », nous avons bien lieu de craindre la réaction de la foule, car tout le monde tient Jean pour un prophète. [27] Ils répondirent donc à Jésus : Nous ne savons pas. Et lui de leur répliquer : Eh bien, moi non plus, je ne vous dirai pas par quelle autorité j’agis comme je le fais. [28] Que pensez-vous de l’histoire que voici ? ajouta Jésus. Un homme avait deux fils. Il alla trouver le premier et lui dit : « Mon fils, va aujourd’hui travailler dans notre vigne. [29] – Je n’en ai pas envie », lui répondit celui-ci. Mais, plus t**d, il regretta d’avoir répondu ainsi et se rendit dans la vigne . [30] Le père alla trouver le second fils et lui fit la même demande. Celui-ci lui répondit : « Oui, mon Seigneur, j’y vais ! » Mais il n’y alla pas. [31] Lequel des deux a fait la volonté de son père ? – C’est le premier, répondirent-ils. Et Jésus ajouta : Vraiment, je vous l’assure : les collecteurs d’impôts et les prostituées vous précéderont dans le royaume de Dieu. [32] En effet, Jean est venu, il vous a montré ce qu’est une vie juste, et vous n’avez pas cru en lui – tandis que les collecteurs d’impôts et les prostituées ont cru en lui. Et, bien que vous ayez eu leur exemple sous vos yeux, vous n’avez pas éprouvé les regrets qui auraient pu vous amener enfin à croire en lui.
🇺🇲
Matthew 21:23-32
[23]Jesus entered the temple courts, and, while he was teaching, the chief priests and the elders of the people came to him. “By what authority are you doing these things?” they asked. “And who gave you this authority?”
[24]Jesus replied, “I will also ask you one question. If you answer me, I will tell you by what authority I am doing these things.
[25]John’s baptism—where did it come from? Was it from heaven, or of human origin?” They discussed it among themselves and said, “If we say, ‘From heaven,’ he will ask, ‘Then why didn’t you believe him?’
[26]But if we say, ‘Of human origin’—we are afraid of the people, for they all hold that John was a prophet.”
[27]So they answered Jesus, “We don’t know.” Then he said, “Neither will I tell you by what authority I am doing these things.
[28]“What do you think? There was a man who had two sons. He went to the first and said, ‘Son, go and work today in the vineyard.’
[29]“ ‘I will not,’ he answered, but later he changed his mind and went.
[30]“Then the father went to the other son and said the same thing. He answered, ‘I will, sir,’ but he did not go.
[31]“Which of the two did what his father wanted?” “The first,” they answered. Jesus said to them, “Truly I tell you, the tax collectors and the prostitutes are entering the kingdom of God ahead of you.
[32]For John came to you to show you the way of righteousness, and you did not believe him, but the tax collectors and the prostitutes did. And even after you saw this, you did not repent and believe him.

"Jehovah ô, aza izahay, aza izahay no omena voninahitra, fa ny Anaranao ihany."Salamo 115:1FJKM Betela Fenerive-Est IVON...
08/08/2026

"Jehovah ô, aza izahay, aza izahay no omena voninahitra, fa ny Anaranao ihany."
Salamo 115:1

FJKM Betela Fenerive-Est
IVON'NY JOBILY VOLAFOTSY
MAHA-MPITANDRINA: 02 Aogositra 2026
Tiary Benjamina, Mivady

SOLI DEO GLORIA

08/08/2026

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸
Sabotsy 08 aogositra 2026

🇲🇬
Jaona 2 : 1 - 12
Ary tamin'ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tao Kana any Galilia; ary tao ny renin'i Jesoa. Ary Jesoa sy ny mpianany koa dia nalainy ho ao amin'ny fampakaram-bady. Ary rehefa lany ny divay, dia hoy ny renin'i Jesoa taminy: Tsy manana divay izy. Hoy Jesoa taminy: Ravehivavy, moa mifaninona akory Izaho sy ianao? tsy mbola tonga ny fotoako. Fa hoy ny reniny tamin'ny mpanompo: Ataovy izay asainy ataonareo. Ary nisy siny vato enina mahalany rano indroa na intelon'ny vata* avy nipetraka teo ho fanadiovana araka ny fanaon'ny Jiosy. [*Grika:metatra] Dia hoy Jesoa taminy: Fenoy rano ny siny. Dia nofenoiny hatramin'ny molony. Ary hoy Jesoa taminy: Tovozy amin'izao, ka ento ho eo amin'ny mpandahatra ny fanasana. Dia nentiny. Ary raha nanandrana ny rano tonga divay ny mpandahatra ny fanasana, nefa tsy nahalala izay nihaviany (fa ny mpanompo izay nanovo ny rano no nahalala), dia niantso ny mpampakatra izy ka nanao taminy hoe: Araka ny fanaon'ny olona dia ny divay tsara no arosony aloha; ary rehefa nisotro be* ny olona, dia vao izay ratsiratsy kokoa; fa ianao kosa dia efa nitahiry ny divay tsara ambaraka ankehitriny. [*Grika:mamo] Izany no nataon'i Jesoa tao Kana any Galilia ho voaloham-pamantarana, ka nasehony ny voninahiny; ary nino Azy ny mpianany. Rehefa afaka izany, dia nidina nankany Kapernaomy Jesoa mbamin'ny reniny sy ny rahalahiny ary ny mpianany; nefa tsy nitoetra ela teo Izy.
🇨🇵
‭Jean 2:1-12 BDS‬
[1] Deux jours plus t**d, on célébrait des noces à Cana, en Galilée. La mère de Jésus y assistait. [2] Jésus avait aussi été invité au mariage avec ses disciples. [3] Or voilà que le vin se mit à manquer. La mère de Jésus lui fit remarquer : Ils n’ont plus de vin. [4] – Ecoute, lui répondit Jésus, est-ce toi ou moi que cette affaire concerne? Mon heure n’est pas encore venue. [5] Sa mère dit aux serviteurs : Faites tout ce qu’il vous dira. [6] Il y avait là six jarres de pierre que les Juifs utilisaient pour leurs ablutions rituelles. Chacune d’elles pouvait contenir entre quatre-vingts et cent vingt litres. [7] Jésus dit aux serviteurs : Remplissez d’eau ces jarres. Ils les remplirent jusqu’au bord. [8] – Maintenant, leur dit-il, prenez-en un peu et allez l’apporter à l’ordonnateur du repas. Ce qu’ils firent. [9] L’ordonnateur du repas goûta l’eau qui avait été changée en vin. Il ne savait pas d’où venait ce vin, alors que les serviteurs le savaient, puisqu’ils avaient puisé l’eau. Aussitôt il fit appeler le marié [10] et lui dit : En général, on sert d’abord le bon vin, et quand les gens sont ivres, on leur donne de l’ordinaire. Mais toi, tu as réservé le bon jusqu’à maintenant ! [11] C’est là le premier des signes miraculeux que fit Jésus. Cela se passa à Cana en Galilée. Il révéla ainsi sa gloire, et ses disciples crurent en lui. [12] Après cela, Jésus descendit à Capernaüm avec sa mère, ses frères et ses disciples ; mais ils n’y restèrent que quelques jours.
🇺🇲
John 2:1-12
[1]On the third day a wedding took place at Cana in Galilee. Jesus’ mother was there,
[2]and Jesus and his disciples had also been invited to the wedding.
[3]When the wine was gone, Jesus’ mother said to him, “They have no more wine.”
[4]“Woman, why do you involve me?” Jesus replied. “My hour has not yet come.”
[5]His mother said to the servants, “Do whatever he tells you.”
[6]Nearby stood six stone water jars, the kind used by the Jews for ceremonial washing, each holding from twenty to thirty gallons.
[7]Jesus said to the servants, “Fill the jars with water”; so they filled them to the brim.
[8]Then he told them, “Now draw some out and take it to the master of the banquet.” They did so,
[9]and the master of the banquet tasted the water that had been turned into wine. He did not realize where it had come from, though the servants who had drawn the water knew. Then he called the bridegroom aside
[10]and said, “Everyone brings out the choice wine first and then the cheaper wine after the guests have had too much to drink; but you have saved the best till now.”
[11]What Jesus did here in Cana of Galilee was the first of the signs through which he revealed his glory; and his disciples believed in him.
[12]After this he went down to Capernaum with his mother and brothers and his disciples. There they stayed for a few days.

31/07/2026

Alahady 02 Aogositra 2026
Ivon'ny JOBILY faha-25 taona naha Mpitandrina an'andriamatoa RATIARISOA Benjamina mivady

26/07/2026

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸
Alahady 26 jolay 2026

🇲🇬
Eksodosy 3 : 7 - 14
Ary hoy Jehovah: Efa hitako tokoa ny fahorian'ny oloko izay any Egypta, ary efa reko ny fitarainany noho ny ataon'ny mpampiasa azy; eny, fantatro ny alahelony; dia efa nidina Aho izao hamonjy azy amin'ny tanan'ny Egyptiana ka hitondra azy hiakatra hiala amin'izany tany izany ho any amin'izay tany soa sy malalaka, dia any amin'izay tany tondra-dronono sy tantely, any amin'ny tanin'ny Kananita sy ny Hetita sy ny Amorita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita. Ary ankehitriny, indro, ny fitarainan'ny Zanak'Isiraely dia efa mby aty amiko, sady efa hitako koa ny fahoriana izay ampahorian'ny Egyptiana azy. Koa avia ankehitriny ianao hirahiko ho any amin'i Farao hitondra ny Zanak'Isiraely oloko hivoaka avy any Egypta. Fa hoy Mosesy tamin'Andriamanitra: Iza moa aho no hankany amin'i Farao sy hitondra ny Zanak'Isiraely hivoaka avy any Egypta? Ary hoy Izy: Homba anao tokoa Aho; ary izao no famantarana ho anao fa Izaho no efa naniraka anao; rehefa entinao mivoaka avy any Egypta ny olona, dia hanompo an'Andriamanitra eto amin'ity tendrombohitra ity ianareo. Ary hoy Mosesy tamin'Andriamanitra: Indro, rehefa tonga any amin'ny Zanak'Isiraely aho ka manao aminy hoe: Andriamanitry ny razanareo no efa naniraka ahy ho aty aminareo, ary hanao amiko hoe kosa izy: Iza moa no anarany? dia ahoana no havaliko azy? Ary hoy Andriamanitra tamin'i Mosesy: IZAHO, IZAY IZY HATRIZAY HATRIZAY KA HO MANDRAKIZAY. Ary hoy koa Izy: Izao no holazainao amin'ny Zanak'Isiraely: IZAHO IZAY Izy no efa naniraka ahy ho aty aminareo.
🇨🇵
‭‭‭Exode 3:7-14 BDS‬
[7] L’Eternel reprit : J’ai vu la détresse de mon peuple en Egypte et j’ai entendu les cris que lui font pousser ses oppresseurs. Oui, je sais ce qu’il souffre. [8] C’est pourquoi je suis descendu pour le délivrer des Egyptiens, pour le faire sortir d’Egypte et le conduire vers un bon et vaste pays, un pays ruisselant de lait et de miel ; celui qu’habitent les Cananéens, les Hittites, les Amoréens, les Phéréziens, les Héviens et les Yebousiens. [9] A présent, les cris des Israélites sont parvenus jusqu’à moi et j’ai vu à quel point les Egyptiens les oppriment. [10] Va donc maintenant : je t’envoie vers le pharaon, pour que tu fasses sortir d’Egypte les Israélites, mon peuple. [11] Moïse dit à Dieu : Qui suis-je, moi, pour aller trouver le pharaon et pour faire sortir les Israélites d’Egypte ? [12] – Sache que je serai avec toi, lui répondit Dieu. Et voici le signe auquel on reconnaîtra que c’est moi qui t’ai envoyé : quand tu auras fait sortir le peuple hors d’Egypte, vous m’adorerez sur cette m***agne-ci. [13] Moïse reprit : J’irai donc trouver les Israélites et je leur dirai : « Le Dieu de vos ancêtres m’a envoyé vers vous. » Mais s’ils me demandent : « Quel est son nom ? » que leur répondrai-je ? [14] Alors Dieu dit à Moïse : Je suis celui qui est. Puis il ajouta : Voici ce que tu diras aux Israélites : Je suis m’a envoyé vers vous.
🇺🇲
Exodus 3:7-14
[7]The Lord said, “I have indeed seen the misery of my people in Egypt. I have heard them crying out because of their slave drivers, and I am concerned about their suffering.
[8]So I have come down to rescue them from the hand of the Egyptians and to bring them up out of that land into a good and spacious land, a land flowing with milk and honey—the home of the Canaanites, Hittites, Amorites, Perizzites, Hivites and Jebusites.
[9]And now the cry of the Israelites has reached me, and I have seen the way the Egyptians are oppressing them.
[10]So now, go. I am sending you to Pharaoh to bring my people the Israelites out of Egypt.”
[11]But Moses said to God, “Who am I that I should go to Pharaoh and bring the Israelites out of Egypt?”
[12]And God said, “I will be with you. And this will be the sign to you that it is I who have sent you: When you have brought the people out of Egypt, you will worship God on this mountain.”
[13]Moses said to God, “Suppose I go to the Israelites and say to them, ‘The God of your fathers has sent me to you,’ and they ask me, ‘What is his name?’ Then what shall I tell them?”
[14]God said to Moses, “I am who I am. This is what you are to say to the Israelites: ‘I am has sent me to you.’ ”

21/07/2026

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸
Talata 21 jolay 2026

🇲🇬
Malakia 3 : 1 - 7
Indro, haniraka ny irako Aho, ary izy hanamboatra lalana eo alohako; ary ny Tompo Izay tadiavinareo dia ho avy tampoka ho eo an-tempoliny; ary ny Anjelin*'ny fanekena Izay irinareo, dia, indro, tamy Izy, hoy Jehovah, Tompon'ny maro. [* Na: Iraky] Nefa iza no mahatanty ny andro hihaviany? Ary iza no mahajanona, raha miseho Izy? Fa Izy dia tahaka ny afon'ny mpandrendrika sy ny savonin'ny mpanasa lamba. Ary hipetraka handrendrika sy hanadio volafotsy Izy; eny, hanadio ny taranak'i Levy Izy sy handrendrika azy toy ny fandrendrika volamena sy volafotsy, ka dia ho an'i Jehovah ireny ho mpanatitra fanatitra amim-pahamarinana. Dia ho mamin'i Jehovah ny fanatitry ny Joda sy Jerosalema toy ny tamin'ny andro fahiny sy toy ny tamin'ny taona taloha. Ary hanatona anareo ho fitsarana Aho ka ho vavolombelona faingana hanameloka ny mpanana ody sy ny mpijangajanga sy ny mpianian-tsy to sy ny mpampahory ny mpikarama amin'ny karamany mbamin'ny mpitondratena sy ny kamboty ary izay mampahory ny vahiny; fa tsy matahotra Ahy izy, hoy Jehovah, Tompon'ny maro. Fa Izaho Jehovah dia tsy miova, ary ianareo, ry taranak'i Jakoba, dia tsy fongana. Hatramin'ny andron'ny razanareo dia efa niala tamin'ny didiko ianareo ka tsy nitandrina azy. Miverena amiko, dia mba hiverina ho aminareo kosa Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro. Nefa hoy ianareo: Ahoana ary no ho fiverinay?
🇨🇵
‭Malachie 3:1-7 BDS‬
[1] Eh bien je vais envoyer mon messager pour qu’il aplanisse la route devant moi. Et, soudain, il viendra pour entrer dans son temple, le Seigneur que vous attendez ; c’est l’ange de l’alliance, appelé de vos vœux. Le voici, il arrive, déclare l’Eternel, le Seigneur des armées célestes. [2] Mais qui supportera le jour de sa venue ? Ou qui tiendra quand il apparaîtra ? Car il sera semblable au brasier du fondeur, au savon des blanchisseurs. [3] Il siégera pour fondre et épurer l’argent ; oui, les descendants de Lévi, il les purifiera, il les affinera comme l’or et l’argent, et ils seront alors, pour l’Eternel, des hommes qui lui présenteront l’offrande dans les règles. [4] L’offrande de Juda et de Jérusalem plaira à l’Eternel, comme aux jours d’autrefois, aux années de jadis. [5] Et je viendrai à vous en vue du jugement, et je me hâterai d’être un témoin à charge contre les magiciens, contre les adultères, et contre les parjures, contre ceux qui privent l’ouvrier de son gain, contre ceux qui oppriment la v***e et l’orphelin, et contre ceux qui violent le droit de l’immigré, ceux qui ne me craignent pas, déclare l’Eternel, le Seigneur des armées célestes. [6] Moi, je suis l’Eternel et je n’ai pas changé. A cause de cela, descendants de Jacob, vous n’avez pas encore été exterminés. [7] Depuis le temps de vos ancêtres, vous vous détournez de mes lois et vous n’y obéissez pas. Revenez donc à moi, et moi, je reviendrai à vous, déclare l’Eternel, le Seigneur des armées célestes. Et vous dites : « En quoi devons-nous revenir ? »
🇺🇲
Malachi 3:1-7
[1]“I will send my messenger, who will prepare the way before me. Then suddenly the Lord you are seeking will come to his temple; the messenger of the covenant, whom you desire, will come,” says the Lord Almighty.
[2]But who can endure the day of his coming? Who can stand when he appears? For he will be like a refiner’s fire or a launderer’s soap.
[3]He will sit as a refiner and purifier of silver; he will purify the Levites and refine them like gold and silver. Then the Lord will have men who will bring offerings in righteousness,
[4]and the offerings of Judah and Jerusalem will be acceptable to the Lord, as in days gone by, as in former years.
[5]“So I will come to put you on trial. I will be quick to testify against sorcerers, adulterers and perjurers, against those who defraud laborers of their wages, who oppress the widows and the fatherless, and deprive the foreigners among you of justice, but do not fear me,” says the Lord Almighty.
[6]“I the Lord do not change. So you, the descendants of Jacob, are not destroyed.
[7]Ever since the time of your ancestors you have turned away from my decrees and have not kept them. Return to me, and I will return to you,” says the Lord Almighty. “But you ask, ‘How are we to return?’

20/07/2026
20/07/2026

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸
Alatsinainy 20 jolay 2026

🇲🇬
II Mpanjaka 1 : 9 - 18
Ary ny mpanjaka naniraka mpifehy dimam-polo anankiray mbamin'ny dimam-polo fehiny hankany aminy. Dia niakatra tany aminy izy; ka indro izy nipetraka teo an-tampon'ny tendrombohitra; ary niteny taminy ralehilahy hoe: Ry lehilahin'Andriamanitra o, midìna ianao, antsoin'ny mpanjaka. Fa Elia namaly ka nanao tamin'ny mpifehy dimam-polo hoe: Raha lehilahin'Andriamanitra tokoa aho, dia aoka hisy afo milatsaka avy any an-danitra handevona anao sy ny dimam-polo fehinao. Ary dia nisy afo nilatsaka avy tany an-danitra ka nandevona azy mbamin'ny dimam-polo fehiny. Dia naniraka mpifehy dimam-polo anankiray mbamin'ny dimam-polo fehiny hankany aminy koa ny mpanjaka. Dia niteny izy ka nanao taminy hoe: Ry lehilahin'Andriamanitra o, midìna faingana ianao, antsoin'ny mpanjaka. Fa namaly Elia ka nanao taminy hoe: Raha lehilahin'Andriamanitra tokoa aho, dia aoka hisy afo milatsaka avy any an-danitra ka handevona anao mbamin'ny dimam-polo fehinao. Ary dia nisy afon'Andriamanitra nilatsaka avy tany an-danitra ka nandevona azy mbamin'ny dimam-polo fehiny. Ary dia naniraka mpifehy dimam-polo anankiray koa indray mbamin'ny dimam-polo fehiny izy. Dia niakatra ilay mpifehy dimam-polo ka tonga, ary nandohalika teo anatrehan'i Elia ka nifona taminy nanao hoe: Masïna ianao, ry lehilahin'Andriamanitra o, aoka ho zava-tsoa eo imasonao ny aiko sy ny ain'ireto mpanomponao dimam-polo ireto. Indro, efa nisy afo nilatsaka avy tany an-danitra ka nandevona ireo roa lahy mpifehy dimam-polo ireo mbamin'ny dimam-polo fehiny avy; fa aoka kosa ho zava-tsoa eo imasonao ny aiko ankehitriny. Ary hoy Ilay Anjelin'i Jehovah tamin'i Elia: Midina ihany hiaraka aminy ianao; fa aza matahotra azy. Ary dia niainga izy ka nidina niaraka taminy ho any amin'ny mpanjaka. Ary hoy izy tamin'ny mpanjaka: Izao no lazain'i Jehovah: Satria naniraka olona hanontany amin'i Bala-zeboba, andriamanitr'i Ekrona, ianao, hoatra ny tsy misy Andriamanitra eo amin'ny Isiraely, dia tsy hidina hiala amin'ny farafara izay niakaranao ianao fa ho faty tokoa. Ka dia maty izy araka ny tenin'i Jehovah izay nolazain'i Elia. Ary satria tsy nanan-janaka izy, dia Jorama no nanjaka nandimby azy tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Jehorama, zanak'i Josafata, mpanjakan'ny Joda. Ary ny asan'i Ahazia sisa izay nataony, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Isiraely va izany?
🇨🇵
‭2 Rois 1:9-18 BDS‬
[9] Aussitôt, il envoya vers Elie un officier avec une cinquantaine d’hommes pour qu’ils le lui ramènent. L’officier m***a vers Elie, qui se tenait sur le sommet de la m***agne. Il lui dit : Homme de Dieu, le roi t’ordonne de descendre. [10] Elie lui répondit : Si je suis un homme de Dieu, que le feu tombe du ciel et qu’il te foudroie, toi et ta « cinquantaine » ! Aussitôt, la foudre tomba du ciel et consuma l’officier et sa cinquantaine de soldats. [11] Ahazia envoya un autre officier accompagné d’une « cinquantaine ». Celui-ci dit à Elie : Homme de Dieu, par ordre du roi : Dépêche-toi de descendre ! [12] Elie lui répliqua : Si je suis un homme de Dieu, que le feu tombe du ciel et te foudroie, toi et tes hommes ! Aussitôt, la foudre tomba du ciel et consuma l’officier et sa cinquantaine de soldats. [13] Ahazia envoya un troisième officier avec une « cinquantaine ». Cet officier-ci, après être monté, fléchit les genoux devant Elie et le supplia : Homme de Dieu, je te prie, aie égard à ma vie et à celle de cette cinquantaine d’hommes ! [14] Le feu est tombé du ciel et a foudroyé les deux premiers chefs et leur « cinquantaine » ; mais maintenant, aie égard à ma vie ! [15] L’ange de l’Eternel dit alors à Elie : Descends avec lui, ne crains rien de sa part ! Alors Elie se mit en route pour descendre avec l’officier chez le roi. [16] Lorsqu’il fut arrivé, il lui dit : Voici ce que déclare l’Eternel : « Puisque tu as envoyé des messagers pour consulter Baal-Zeboub, le dieu d’Eqrôn, comme s’il n’y avait pas de Dieu en Israël que l’on puisse consulter, eh bien, tu ne quitteras plus le lit sur lequel tu t’es couché et tu vas mourir. » [17] Ahazia mourut effectivement, comme l’Eternel l’avait annoncé par Elie. Comme il n’avait pas de fils, son frère Yoram lui succéda sur le trône, la deuxième année de Yoram, fils de Josaphat, roi de Juda. [18] Les autres faits et gestes d’Ahazia sont cités dans le livre des Annales des rois d’Israël.
🇺🇲
2 Kings 1:9-18
[9]Then he sent to Elijah a captain with his company of fifty men. The captain went up to Elijah, who was sitting on the top of a hill, and said to him, “Man of God, the king says, ‘Come down!’ ”
[10]Elijah answered the captain, “If I am a man of God, may fire come down from heaven and consume you and your fifty men!” Then fire fell from heaven and consumed the captain and his men.
[11]At this the king sent to Elijah another captain with his fifty men. The captain said to him, “Man of God, this is what the king says, ‘Come down at once!’ ”
[12]“If I am a man of God,” Elijah replied, “may fire come down from heaven and consume you and your fifty men!” Then the fire of God fell from heaven and consumed him and his fifty men.
[13]So the king sent a third captain with his fifty men. This third captain went up and fell on his knees before Elijah. “Man of God,” he begged, “please have respect for my life and the lives of these fifty men, your servants!
[14]See, fire has fallen from heaven and consumed the first two captains and all their men. But now have respect for my life!”
[15]The angel of the Lord said to Elijah, “Go down with him; do not be afraid of him.” So Elijah got up and went down with him to the king.
[16]He told the king, “This is what the Lord says: Is it because there is no God in Israel for you to consult that you have sent messengers to consult Baal-Zebub, the god of Ekron? Because you have done this, you will never leave the bed you are lying on. You will certainly die!”
[17]So he died, according to the word of the Lord that Elijah had spoken. Because Ahaziah had no son, Joram succeeded him as king in the second year of Jehoram son of Jehoshaphat king of Judah.
[18]As for all the other events of Ahaziah’s reign, and what he did, are they not written in the book of the annals of the kings of Israel?

18/07/2026

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸
Sabotsy 18 jolay 2026

🇲🇬
Jeremia 45 : 1 - 5
Ny teny izay nataon'i Jeremia mpaminany tamin'i Baroka, zanak'i Neria, fony izy nanoratra ireto teny ireto tamin'ny taratasy avy tamin'ny vavan'i Jeremia tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Joiakima, zanak'i Josia, mpanjakan'ny Joda, hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, ny aminao, ry Baroka: Hoy ianao: Idiran-doza aho ity! fa nampian'i Jehovah alahelo ny fanaintainako; efa sasatra ny misento aho ka tsy mahita fitsaharana. Lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Indro, horavako izay efa naoriko, ary hongotako izay efa namboleko, dia izao tany rehetra izao. Mitady zavatra lehibe ho anao va ianao? Aza mitady izany! fa, indro, hahatonga loza ho amin'ny nofo rehetra Aho, hoy Jehovah; fa raha ny ainao dia homeko anao ho babonao ihany any amin'izay rehetra halehanao.
🇨🇵
‭Jérémie 45:1-5 BDS‬
[1] Voici ce que le prophète Jérémie dit à Baruch, fils de Nériya, quand celui-ci écrivit ces paroles dans un rouleau sous la dictée de Jérémie, la quatrième année du règne de Yehoyaqim, fils de Josias, roi de Juda : [2] Voici, Baruch, ce que te déclare l’Eternel, Dieu d’Israël : [3] Tu as dit : « Malheur à moi, car l’Eternel accumule pour moi tourments et affliction ! Je suis épuisé à force de gémir et je ne trouve plus de repos. » [4] Tu lui diras donc ceci : Voici ce que déclare l’Eternel : Regarde. Ce que j’avais bâti, je le détruis, et ce que j’avais planté, je l’arrache. Il en est ainsi à travers tout le pays. [5] Et toi, tu as pour toi-même des ambitions ? N’y songe pas ! Car je fais venir le malheur sur tout le monde, l’Eternel le déclare. Mais je t’accorde la vie sauve partout où tu iras. Tu auras au moins cette part-là.
🇺🇲
Jeremiah 45:1-5
[1]When Baruch son of Neriah wrote on a scroll the words Jeremiah the prophet dictated in the fourth year of Jehoiakim son of Josiah king of Judah, Jeremiah said this to Baruch:
[2]“This is what the Lord, the God of Israel, says to you, Baruch:
[3]You said, ‘Woe to me! The Lord has added sorrow to my pain; I am worn out with groaning and find no rest.’
[4]But the Lord has told me to say to you, ‘This is what the Lord says: I will overthrow what I have built and uproot what I have planted, throughout the earth.
[5]Should you then seek great things for yourself? Do not seek them. For I will bring disaster on all people, declares the Lord, but wherever you go I will let you escape with your life.’ ”

Address

FJKM Betela
Fénérive-Est

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FIVOI Betela Fénérive-Est posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share