DJ RAY

DJ RAY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DJ RAY, DJ, Banjabe, B/na II, Bealanana.

🎧 DJ RAY
🔊 Résident au Tenison Palace | Événements privés | Ambiance garantie
🎶 Spécialiste des soirées inoubliables | Musique pour tous les goûts
📅 Suivez-moi pour mes derniers sets et événements à ne pas manquer!
🌍 Bealanana, Sofia, Madagascar

18/08/2026

Karaha ty vibe zany! 🔥 Izy ko magnaboaka ambiance ty atsika aminy soirée manaraka, asa mbo ho zakan-tsika edy? 🎧💣
(Vidéo : )

05/08/2026

🔥 MANAL'AZY VITA BACC (PART 2) 🔥

Satria tsy ampy video voalohany igny dia ty misy PART 2 ho an’ze mbola te hizaha ambiance goavana be tamin'ny Tenison Palace! 🤯⚡

Misy namanao taraiky mo tagny? Tag-eo zarao na partager video ity mbo ho hitany!👇😎

04/08/2026

🔥 VIDEO PART.1 : MANAL'AZY VITA BACC 2026! 🔥

Tegna mbola tsy afaka an-doha kony ambiance goavana be tamin’i Tenison Palace (Alavoly Banjabe) igny ay! 🤯⚡

Misaotra be anareo avy namita Bacc sy ny vahoaka jiaby tonga nampirehitra ny Bal des Jeunes 2.0 niaraka taminaha DJ RAY! 🎧💥

Zahavo hely video ahitanao ny raha nisy tao, tag-eo amin'ny commentaire ny namanao hita ao! 😎

✨ SHENSEEA & DJ RAY niany 31 Juillet @ FANDRIAKA ao 🤫🥳😅
31/07/2026

✨ SHENSEEA & DJ RAY niany 31 Juillet @ FANDRIAKA ao 🤫🥳😅

📸🔥 RETOUR EN IMAGES : BAL DES JEUNES 2.0 TAO AMIN'NY PALACE! 🔥📸Misaotra anareo jiaby tonga maro nampafana ny ambiance ha...
26/07/2026

📸🔥 RETOUR EN IMAGES : BAL DES JEUNES 2.0 TAO AMIN'NY PALACE! 🔥📸

Misaotra anareo jiaby tonga maro nampafana ny ambiance haliny! Maimbo fety sy hafalina tsara ny tato nomaly!
Efa arrosage aloha² igny fa efa hay areo jiaby fa ho afaka! 🎧🍻
Ato ny sary vitsy² ntsika tao! Azovy aby nahita ninazy ato? Tageo koa namana!👇🏻🚀

18/07/2026

🚨 CLIP VAOVAO 🚨

😂😝🥳

🎬🔥 KAIZA! EFA TSY ANDRASANA HELA EKY FA TY SPOT NTSIKA @ FETY BE HOAVY IO! 🔥🎬

Kely sisa de tonga ny fotoana! Vaky barrage ay, tsisy magn’arrière eky fa hafana ambiance amin'ny Palace (Alavoly Banjabe) ao amin’io! 🎛️⚡
Ampiakaro volume de zahao spot ty, ary partagé-o amin’ny namana jiaby mbo ho hitan-jareo andeha hagnano Bacc regny!

✨ BAL DES JEUNES 2.0 ✨
📅 Zoma 24 Juillet 2026 manomboka amin'ny 20h00
🎟️ Fidirana: Maimaim-poana (Tickets 0 AR) | Réservation: 5 000 AR (Consommation Obligatoire)

Agny ny fotoana! 👇😎

🎓🔥 MANAL'AZY VITA BACC - SESSION 2026 🔥🎓Natao ho anareo ze vao avy niatrika examen sy izay nagnano ze ho afany tagny! To...
15/07/2026

🎓🔥 MANAL'AZY VITA BACC - SESSION 2026 🔥🎓

Natao ho anareo ze vao avy niatrika examen sy izay nagnano ze ho afany tagny! Tonga ny fotoana hialana voly sy hanalana ny rarin-tsaina jiaby! Jeunes ny Bealanana sy ny manodidina, paré areo? 💥

ALAVOLY manolotra anareo ny hetsika tsy azo adigno :
🌟 BAL DES JEUNES 2.0 🌟
• 📆 Dates: Zoma 24 Juillet 2026
• 🕗 Heures: Manomboka amin'ny 8 alina (20h00) jusqu'à l'aube!
• 📍 Toerana: Palace (Alavoly Banjabe)
• 🎧 Ambiance: Efa tsy zoviana amin'ny maro eky: DJ RAY! 🎛️⚡

Anisan'ny fotoana hihaonana sy hifampizarana hafaliana izy ty, ka aza tara!

Ny sarany:
• 🎟️ Tickets: 0 AR (Fidirana maimaim-poana)
• 📌 Reservation: 5 000 AR
• 🍻Consommation: Obligatoire

📞 Izy ko mila fanazavana fanampiny sy famandrihana toerana (Info-Resa):
034 55 110 77 / 038 52 626 76

Zara aza Bacc io vita, kay tongava maro hanal'azy miaraka amin'i DJ RAY! 😉🔥

14/07/2026

🔥 SALEGY 🔥

DJ Fab (La Réunion) mampandihy vahoaka amin'ny Salegy. 🇲🇬🇷🇪

13/07/2026

🔥 GOAVANA ! 🔥
Intro-n'i DJ SNAKE tamin'ny Ultra Miami 2026. 🤯

12/07/2026

Karah ty mintsy le feeling🤣🎧

Address

Banjabe, B/na II
Bealanana
408

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DJ RAY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DJ RAY:

Shortcuts

Share

Category