26/01/2026
Mbola mandray commande 🥪 Sandwich matsiro bé korontana 🥪 foana izahay ry zareo an🥰
À partir 3.000 ar jusqu'à 12.000 ar dia efa mihinana an'izany sandwich matsiro,feno sesika, mahavoky tsara izany ato aminay🤗🤗
Sady misy kazarany 9 bé izao anie oa e,😋
Mp pour votre commande 😋❤️
☎️034 69 299 91
🍀Vos commandes seront notre priorité 🍀