21/04/2026
Ho an'i Neny... 🥰🥰
Bouquet efa ela2 izay izy ity. Commande nataon'i zanany tamin'ny anniversaire an'i Neniny 😍💐 Mahatsiaro foana na dia alavitra azy aza 🥹🥰
Faly ery Neny tamin'izay nandray azy 😍
Mamy be foana ianareo 🥹💖
Mandray commande bouquet foana izahay zareo a 🥰
📍 Antsirabe - sur commande ihany 🫶
📞 034 07 641 20