An'Die events

An'Die events "Votre réception,notre métier !"

joyeux anniversaire zazah😘😘
08/08/2025

joyeux anniversaire zazah😘😘

Reto indray n'y asa vita Ary e😍😍😍 Mandray commande hatrany zahay an, lay tsiro tsy miova😋😋
23/07/2025

Reto indray n'y asa vita Ary e😍😍😍
Mandray commande hatrany zahay an, lay tsiro tsy miova😋😋

Bonne fête à toutes les mamans 🌹❤️😘😘
25/05/2025

Bonne fête à toutes les mamans 🌹❤️😘😘

Cc daolo ndray😍😍 tena oe andro sisa no isaina de Tonga Ilay Andro iray natokana ho an'i Neny an🎊🥳 ho fanamarihana izany ...
19/05/2025

Cc daolo ndray😍😍 tena oe andro sisa no isaina de Tonga Ilay Andro iray natokana ho an'i Neny an🎊🥳 ho fanamarihana izany de andao ho tolorantsika mofomamy izy e🎂🌹
Alefaso amzay ary ny commandenao ho an'i Neny e, Tongava mp aza😉😉😘

Cc daolo😉😉Ho avy indray ity n'y fetin'ny reny zareo a😍😍 ndao hifampizara n'y mamy ho fankasitrahana anni Neny e🥰🥰 Alefas...
08/05/2025

Cc daolo😉😉
Ho avy indray ity n'y fetin'ny reny zareo a😍😍 ndao hifampizara n'y mamy ho fankasitrahana anni Neny e🥰🥰
Alefaso dieny izao n'y commandenao Ary😉 gâteau mamikely ho an'i Neny🎂😋😋
Tongava mp Ary e

Joyeux anniversaire Nantenaina😘😘Omenay n'y mamy fona an😋😋🎂
18/02/2025

Joyeux anniversaire Nantenaina😘😘Omenay n'y mamy fona an😋😋🎂

Joyeux anniversaire Santatra Kely o😘😘😘Mandray commande hatrany izahay an, Tongava mp ary😉😉
17/02/2025

Joyeux anniversaire Santatra Kely o😘😘😘
Mandray commande hatrany izahay an, Tongava mp ary😉😉

Reto ndray ny mamimamy Kely e😋😋
12/02/2025

Reto ndray ny mamimamy Kely e😋😋

Heeeey oooh 🌹La saint Valentin approche 💕💕Alefaso dieny izao ary ny commande fa ho ataontsika mamibe fona zany fitiavana...
19/01/2025

Heeeey oooh
🌹La saint Valentin approche 💕💕
Alefaso dieny izao ary ny commande fa ho ataontsika mamibe fona zany fitiavana zany😍😍
Tongava mp ary e

Bonne année 2025🥂🥂Misaotra sy mankasitraka antsika rehetra tam fandraisana Anjara tamin'ireto bûche de noël maaaamy bé i...
04/01/2025

Bonne année 2025🥂🥂
Misaotra sy mankasitraka antsika rehetra tam fandraisana Anjara tamin'ireto bûche de noël maaaamy bé ireto😍😋😋.
Mirary ny SOA sy ny tsara ho @ ty taona vaovao ity🤩🤩

Elaela ndray ooo😊😊😊 Efa akaiky ny Noely zareo, mandray commande bûche de noël isika ka ireto ny karazany. Aza Tara Ary e...
10/12/2024

Elaela ndray ooo😊😊😊
Efa akaiky ny Noely zareo, mandray commande bûche de noël isika ka ireto ny karazany. Aza Tara Ary e😋😋😋

Vao mafana n'y cake o, Sady ngeza no malefaka tsara😋😋😋
02/08/2024

Vao mafana n'y cake o, Sady ngeza no malefaka tsara😋😋😋

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when An'Die events posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category