Ravak'i Vakinankaratra

Ravak'i Vakinankaratra Ravak'i ny Vakinankaratra

Fambolen-kazo 2024 Faly miarahaba antsika nahatratra ny taona 2024 πŸ€— Ny Tompo anie hanome antsika fahasalama sy fanambin...
29/01/2024

Fambolen-kazo 2024

Faly miarahaba antsika nahatratra ny taona 2024 πŸ€— Ny Tompo anie hanome antsika fahasalama sy fanambinana amin'ity taona vaovao ity!

Misy vaovao roa ho zaraina amintsika :
- Ny voalohany aloha dia nandao antsika tamin'ny fiantombohan'ny volana desambra teo ny Filoha sady mpanorina ny fikambanana Ravak'i Vakinankaratra dia i Mme Vololona. Maneho ny fialan-tsiny raha izao vao afaka nampita noho ny hafenoan-drano be loatra.

- Faharoa : fambolen-kazo iarahana amin'ny amin'ny sabotsy 03 febroary 2024 izao. Manentana ny mpikambana rehetra hanatanteraka izany adidy masina izany. Raha misy maniry hiaraka amin'ny Ravak'i Vakinankaratra dia raisinay am-pifaliana.

Mirary tontolo andro finaritra :*

Mirary Alahady sambatra ho antsika. Hivoaka atsy ho atsy ireto karazany ireto
25/09/2022

Mirary Alahady sambatra ho antsika. Hivoaka atsy ho atsy ireto karazany ireto

Tsy salady io fa voninkazo an 😁 πŸ‘‰ Echeveria shaviana  no anarany 😍 Plantes grasses  anisan'ny rares πŸ‘ˆAfaka miantso ny la...
21/09/2022

Tsy salady io fa voninkazo an 😁
πŸ‘‰ Echeveria shaviana no anarany 😍 Plantes grasses anisan'ny rares πŸ‘ˆ

Afaka miantso ny laharana 034 67 006 94 raha tinao ho azo io πŸ˜‰

Mirary herinandro vaovao mahafinaritra (tahaka ity sary ity 😁)  ho antsika tsirairay avy 😘
18/09/2022

Mirary herinandro vaovao mahafinaritra (tahaka ity sary ity 😁) ho antsika tsirairay avy 😘

Vitrine du Vakinankaratra 24e Γ©dition
11/09/2022

Vitrine du Vakinankaratra 24e Γ©dition

Izahay ato amin'ny fikambanana Ravak'i Vakinankaratra dia misaotra eram-po eran-tsaina anareo rehetra nandray anjara sy ...
10/09/2022

Izahay ato amin'ny fikambanana Ravak'i Vakinankaratra dia misaotra eram-po eran-tsaina anareo rehetra nandray anjara sy nitsidika ny stands misy anay tamin'iny Vitrine du Vakinankaratra iny πŸ’

MahavanΓ²na be daholo tompoko!

Manentana antsika mankafy voninkazo, na koa zanakazo mba homonjy ny vitrine du Vakinankaratra zay hotontosaina ny 8/9/10...
16/08/2022

Manentana antsika mankafy voninkazo, na koa zanakazo mba homonjy ny vitrine du Vakinankaratra zay hotontosaina ny 8/9/10 septembre ho avy izao manoloana ny Gare Antsirabe

Sortie reboisement
02/08/2022

Sortie reboisement

01/08/2022

Address

Mahazoarivo
Antsirabe
110

Telephone

+261346700694

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ravak'i Vakinankaratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ravak'i Vakinankaratra:

Share

Category