Dangalia Snack

Dangalia Snack SAKAFO MALAGASY
SNACKING

25/05/2026
Salama Daholo e! Isan'ny Zavatra mahafinaritra amin'ny asa Sakafo , dia ny fitsipi-piainana mikatsaka ny tsara kokoa hat...
30/04/2026

Salama Daholo e!
Isan'ny Zavatra mahafinaritra amin'ny asa Sakafo , dia ny fitsipi-piainana mikatsaka ny tsara kokoa hatrany hatrany.
Snack Dangalia Ambohimena
034 44 868 84.

Salama daholo e! Ny voky ihany no maharaka ny namana e!Tahatahaka izao ny laoka anio.Tongava ary ô. Snack Dangalia Amboh...
28/04/2026

Salama daholo e!
Ny voky ihany no maharaka ny namana e!
Tahatahaka izao ny laoka anio.
Tongava ary ô.
Snack Dangalia Ambohimena 034 44 868 84

23/04/2026

Salama daholo e!👋
Tsara ny andro 🌞, mampazotozoto amin'ny lafiny rehetra... Tongava🏃‍♀️‍➡️🏃‍♂️‍➡️misakafo fa izay voky ihany no maharaka ny namana.
🏠 Dangalia SNACK Ambohimena
034 44 868 84 / 034 20 176 05

05/04/2026

Arahabaina tratry ny P***a eee!✨

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra !!

***a

16/02/2026

Nahafinaritra iny Saint Valentin iny !!

Hisaorana be dia be ireo tonga, fa tena nafana fety, sady voky sakafo no voarotsirotsy ny mozika 🥰

Mankasitraka eee!

Ora anie sisa no isaina e!Izahay dia Mikarakaraka sakafo natokana ho anareo roa amin’ity Saint valentin ity.❤️Na mpianki...
05/02/2026

Ora anie sisa no isaina e!

Izahay dia Mikarakaraka sakafo natokana ho anareo roa amin’ity Saint valentin ity.❤️

Na mpiankizy ianareo
Na mpivady
Na mpifamofo
Eny na fianakaviana aza dia natao hoanareo ity.♥️🤍

⛔️Marihana fa tsy fahita andavandro ato aminay ny sakafo ho arosonay amin’io fotoana io.

Izahay tsy mitsoaka fa eto amin’ny Dangalia Ambohimena ihany ny Sabotsy 14 Février manomboka amin’ny 18h hariva, sady rotsirsotsian’ny hiran’ny PHAN'S music eee!

Alamino ny programa eee!!

08/01/2026

Bonne année 2026 ! Lasa izao,...

Tatry ny Krismasy eee!! 🎄Izahay ekipan'ny Dangalia dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra!!     #2025
25/12/2025

Tatry ny Krismasy eee!! 🎄

Izahay ekipan'ny Dangalia dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra!!

#2025

Address

Ambohimena
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 09:00 - 20:00
Tuesday 09:00 - 20:00
Wednesday 09:00 - 20:00
Thursday 09:00 - 20:00
Friday 09:00 - 20:00
Saturday 09:00 - 20:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dangalia Snack posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category