LovaS Djette

LovaS Djette Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from LovaS Djette, DJ, Antsirabe.

09/01/2026

Bonne année ❤️🥂

Rdv Samedi le 09 Août chez   IsorakaÀ partir de 20h30 🍻 Efa dispo ihany koa ny billets dia aza misalasala miditra Mp 😘🥰
06/08/2025

Rdv Samedi le 09 Août chez Isoraka
À partir de 20h30 🍻

Efa dispo ihany koa ny billets dia aza misalasala miditra Mp 😘🥰

Any zany mihaona ry namako isany😉
08/11/2024

Any zany mihaona ry namako isany😉

30/10/2024

Rehefa ilay mba sendra tsy tapaka kely ny jiro de manararaotra manala stress na dia efa nosimbany ambakan'ny fitaovana ao antrano ary🥰

💯🔥
30/10/2024

💯🔥

Ahoana gona ah😚aiza tsika no hanao fety amin'ny 26 Juin??🎉Ity misy programme manja be ho antsika ao Ambatondrazaka sy ny...
20/06/2024

Ahoana gona ah😚aiza tsika no hanao fety amin'ny 26 Juin??🎉
Ity misy programme manja be ho antsika ao Ambatondrazaka sy ny manodidina🥰

Soirée discothèque 🍷
Chez Ibiza Club à partir de 21h
Animée par LovaS Djette et Dj Haryl🔥💯

Misy shooting photo amin'io fa amboary dieny zao ny programme 📸
Waouh 😍 misy SEXY SHOW GIRLS ihany koa amin'io fotoana...

Enao sisa no andrasana - Raikitra 😉🎉😘

Hola familias🥰Ity misy plan tsara kely 😍Tandammmm💁🏻‍♀️ Ce samedi 01er Juin 2024🍹 Avy mijery final LDC isika 🏆⚽🥇dia misot...
30/05/2024

Hola familias🥰

Ity misy plan tsara kely 😍
Tandammmm💁🏻‍♀️ Ce samedi 01er Juin 2024🍹
Avy mijery final LDC isika 🏆⚽🥇dia misotrosotro sy mandihy ary mifety miaraka aminay:
Dj Loom's
LovaS Djette

Misy photo booth 1h koa ao an📸🫶🏻
Toerana : CODE 110 KaraokeBar
Paf: 0 ariary

LovaS Djette  💟🫰🏻
14/05/2024

LovaS Djette


💟🫰🏻

Coucou les loulous...Te hisaotra anareo za fa feno 1️⃣6️⃣K be zao ny mpanaraka ny pejy❤️🥰🙏🏻Ho asintsika vidéo ndray ve?❤...
04/05/2024

Coucou les loulous...
Te hisaotra anareo za fa feno 1️⃣6️⃣K be zao ny mpanaraka ny pejy❤️🥰🙏🏻
Ho asintsika vidéo ndray ve?❤️inona le hira tianareo😍

Ilay sary aloha LovaS Djette tsy O'platine😂😆
Bisous et bon weekend daholo😘

Address

Antsirabe

Telephone

+261342179352

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LovaS Djette posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to LovaS Djette:

Share

Category