12/09/2025
Mahafinaritra anay ny mahita ny fianakaviana miezaka manao izay mety. Toizao hitatsika amin'ny sary izao♥️♥️ Na tsotra aza dia ilay finiavana mbabhanao zavatra miavaka no nanaitra anay🔥♥️
🎯 Mbola mitohy ilay promotion ana decoration mariage ato aminay. Mandritra ity volana ity ihany no famandrihana daty amin'ilay deco 260.000 ar. Koa aza tara ary fa antsoy ny 034 17 404 09