Dj Loom's

Dj Loom's Dj Animateur pour toutes évènementielles🪄
- ☎️: 034 24 409 52
- Whatsapp : +261338328630
- 📧: [email protected]

Faly miarahaba tompoko!🥰Ankohatran'ny animation Dj dia misy ihany koa ny tolotra mifanaraka izany miaraka amin'ny ekipan...
09/04/2026

Faly miarahaba tompoko!🥰
Ankohatran'ny animation Dj dia misy ihany koa ny tolotra mifanaraka izany miaraka amin'ny ekipanay🥹
🪄Pack :
✅️Sonorisation complet
✅️Lumière et effet spéciaux
✅️Transport et groupe électrogène
✅️MC et Animateur
✅️Espace et voiture de cortège

📩Koa aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina ho amin'ny fiarahamiasa azo antoka sy mahomby!

☎️034 24 409 52 / 033 83 286 30

03/04/2026

Ho aiza tsika amin'ny Lundi de Pâque!🥹

Andao hoany amin'ny Stade Malacam Antanimena eh🥳
Ireto ny mpanakanto ho hita any🤭🎙
Dj Loom's no miantoka ny ambiance🪄💯

Tohano ny antsika🐂🇲🇬Avy mijery Final dia mihaino radio 99.0  no mifety avy eo 📻Entohanay ny mozika anio ❤️Manomboka amin...
30/08/2025

Tohano ny antsika🐂🇲🇬
Avy mijery Final dia mihaino radio 99.0 no mifety avy eo 📻
Entohanay ny mozika anio ❤️
Manomboka amin'08 0ra alina eto amin'ny FAMI Fm 99.0
FaMi TV & FM
Fandaharana Session Mix Dj
Hiarahanao amin' i Dj Loom's

📎Jeudi 14 |Wed Party |Pack du jour- Sono- Effet spéciaux - Dj + MC-Orchestre 📍 Yandi by Pass ✅️ Dj Loom's  110 Dj
14/08/2025

📎Jeudi 14 |Wed Party |Pack du jour
- Sono
- Effet spéciaux
- Dj + MC
-Orchestre

📍 Yandi by Pass
✅️ Dj Loom's 110 Dj

Manara va! Ndao hiaino radio ary haka hafanana kely eh🫣Session Mix Dj - 99.0 FM FaMi TV & FM Dj Loom's @8  ka hatramin'n...
19/07/2025

Manara va!

Ndao hiaino radio ary haka hafanana kely eh🫣
Session Mix Dj - 99.0 FM
FaMi TV & FM
Dj Loom's
@8 ka hatramin'ny 10 ora alina

04/07/2025

Any anaty onjam-peo any indray isika mitafa rehefa zoma sy sabotsy alina📻
😉Alefaso ilay dédicace be!

Session Mix Dj - 99.0 FM
FaMi TV & FM
Dj Loom's

✔️Samedi 21/06/25 | Fête de la music✅️📍Analamanga m'fety : - Podium Para Ivato
21/06/2025

✔️Samedi 21/06/25 | Fête de la music✅️

📍Analamanga m'fety : - Podium Para Ivato


14/06/2025

Akoryyy😁👋
Ianareo ko ve teny amin'ny EPP sy CEG taloha rehefa manao fetin-tsekoly na kermesy dia ireto no hira ireto fona matetika no hanaovana balé isan-kilasy na dihy mirindra 😍🇲🇬📀
Henoy anie fa mampatsiaro ny fahazaza eh🧸

✅️Vidéo mixtape three🎬 : Dj Loom's
📍 ✨️


Address

Antananarivo
Antsirabe

Telephone

+261342440952

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dj Loom's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Dj Loom's:

Share

Category