Mi'Art SOA Event's

Mi'Art SOA Event's Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mi'Art SOA Event's, Event Planner, Antsirabe.

Mitady fitaovana amin'ny fanasana ve ianao?🤔Aza misalasala mifandray aminay fa afaka manome fahafaham-po ho anareo zahay...
13/07/2023

Mitady fitaovana amin'ny fanasana ve ianao?🤔
Aza misalasala mifandray aminay fa afaka manome fahafaham-po ho anareo zahay amin'ny sarany mirary dia mirary.
Vilia tsara kalitao, mety tsara amin'ilay fanehoana ny fahaizanareo manao draissage.

Mp na 033 47 380 36

Ny sary anio. Hafa ihany ny sakafo misy fanomezan-tsiro.Marinade pour viande 👌😋🥩🍗🥓
14/06/2023

Ny sary anio. Hafa ihany ny sakafo misy fanomezan-tsiro.

Marinade pour viande 👌😋🥩🍗🥓

Hizara sary mafinaritra manodidina ny sakafo sy ny lakozia ho antsika eto aho. Mety misy mila ihany ko.👌 Androany dia at...
13/06/2023

Hizara sary mafinaritra manodidina ny sakafo sy ny lakozia ho antsika eto aho. Mety misy mila ihany ko.👌
Androany dia atomboka amin'ity fatra ity.
Araho tsy tapaka ara ny pejy e.

Location vaisselle sy kojakoja ilaina manodidina ny fanasana.🍄 Couvert complet🍄 Distributeur de jus🍄 Vilany🍄 Présentoir ...
12/06/2023

Location vaisselle sy kojakoja ilaina manodidina ny fanasana.
🍄 Couvert complet
🍄 Distributeur de jus
🍄 Vilany
🍄 Présentoir de cocktail...
Amin'ny sarany mirary.
Mp na 033 47 380 36

Efa fotoanan'ny fety sy ny lanonana isan-karazany izao🎉🎉🥳. Mila fitaovana ho an'ny fanasana?? Ato aminay misy 😊amin'ilay...
08/06/2023

Efa fotoanan'ny fety sy ny lanonana isan-karazany izao🎉🎉🥳. Mila fitaovana ho an'ny fanasana?? Ato aminay misy 😊amin'ilay vilia 🍽️🍽️🍽️tsara bé ahafahanareo mpikarakara maneho tsara ny talentanareo amin'ny dressage.

Tongava amin'ny MP
0334738036

Hanomana fety ve ianao? Mariage, fiançailles, anniversaire, cocktail samy hafa.Mitady fitaovana ampiasaina amin'izany?Az...
17/04/2023

Hanomana fety ve ianao? Mariage, fiançailles, anniversaire, cocktail samy hafa.
Mitady fitaovana ampiasaina amin'izany?
Aza misalasala manantona anay fa afaka manome fahafaham-po ho anao izahay.
Misy ihany koa ny tolotra hafa azonao jifaina toy ny

🍄 décoration florale,💐🍄🌺🌻
🍄 charcuterie🍖🍖🥩🥓,
🍄 fenefena firavaka( peratra mariage,💍💍 fiançailles...)
🍄 Ny fanjairana ankanjo ( robe de mariée👗🧥, costard, robe de fille d'honneur...)

Izany dia amin'ny sarany mirary tokoa.

📲 033 47 380 36
🏡 Ampahatra Tsivatrinikamo (Antsirabe)

Découvrez nos articles pour vos réceptions et/ou cocktailDisponible en location.Lieu: Antsirabe N'hésitez pas de nous co...
14/03/2023

Découvrez nos articles pour vos réceptions et/ou cocktail
Disponible en location.
Lieu: Antsirabe

N'hésitez pas de nous contacter en MP ou 033 47 380 36

Isika mpikarakara lanonana na olon-tsotra mitady fitaovana amin'ny fanasana. Ireto fitaovana amin'ny sary ireto dia azon...
01/03/2023

Isika mpikarakara lanonana na olon-tsotra mitady fitaovana amin'ny fanasana.
Ireto fitaovana amin'ny sary ireto dia azonareo hofaina ato amin'ny Mi'Art SOA Event's.
Aza adino fa mbola anatin'ny promotion isika izao.



Contact: 033 47 380 36

💝 Prix promotionnel de lancement de notre page Mi'Art SOA Event's Location Vaisselle. profitez de nos prix promotionnel ...
25/02/2023

💝 Prix promotionnel de lancement de notre page Mi'Art SOA Event's Location Vaisselle.

profitez de nos prix promotionnel de lancement pendant ce mois de Février et Mars .
Réservez dès maintenant, nous somme toujours disposés à vous satisfaire.

,_du_plaisir_à_partager.
Contact: 033 47 380 36

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi'Art SOA Event's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category