Sharing Good Events - SGE

Sharing Good Events - SGE OFFRE SELON VOS GOÛTS: restauration, décoration, art florale, animation, accessoires, carterie, photographie...
Partager l'excellence, c'est un plaisir

Misaotra Tompo ny amin'ny fisiako satria planinao izany.  Misaotra ny amin'ny ankohonana izay nametrahanao ahy satria te...
23/04/2024

Misaotra Tompo ny amin'ny fisiako satria planinao izany. Misaotra ny amin'ny ankohonana izay nametrahanao ahy satria tena tokana tsy manam paharoa. Misaotra ny amin'ny fanefenao sy famolavolanao ahy nandritra izay fotoana izay. Misaotra ny Aminy fitahianao rehetra. Misaotra ny amin'ny fitantananao ny fiainanay.

Ary tena isaorako anao Jesoa Kristy ny famonjena izay nomeny ahy. Isan'ny mpandovan'ny lanitra Aho.

Merci à maman Christiane Rajaonarison Razanajaona et ma sœur Fanilo Malala Chris Razanajaona.

Miarahaba anao ilay voaharin'Andriamanitra Sady tiany ka nandefasany an'ilay tokany ho famonjena anao Dia i Jesoa Kristy...
24/12/2023

Miarahaba anao ilay voaharin'Andriamanitra Sady tiany ka nandefasany an'ilay tokany ho famonjena anao Dia i Jesoa Kristy.

🎄 Efa ho tonga ny KRISMASY 🎄✂️ Ndao hianatra dia tsy mandany vola amin'ny 🎍 fanaingoana ny latabatra sy ny trano amin'ny...
11/12/2022

🎄 Efa ho tonga ny KRISMASY 🎄

✂️ Ndao hianatra dia tsy mandany vola amin'ny 🎍 fanaingoana ny latabatra sy ny trano amin'ny krismasy.🎍

💐HAIKANTO AMIN' NY VONINKAZO (ART FLORAL)💐

Ho antsika izay te hianatra hanaingo amin'ny alalan'ny voninkazo natoraly, MIZARASOA dia manolotra anao :

ATELIER ART FLORAL DE BASE
Hianarana an'ireto:
🌺 Technique et base art floral
🌺 Centre de table
🌺 Couronne sans mousse
🌺 Rampe de fleur

🌼 Misy bonus kely: fampianarana manao fleur en papier iray.

🌾 🌾🌾 Efa miantoka ny fitaovana izahay fa ny fandraisana naoty no entinao.

🌾🌾🌾 Entinao mody ihany koa ireo vokatra vitanao

🌿 ASABOTSY 17 DESAMBRA 2022 (08h30 - 12h) ao amin'ny PRN Tsarasaotra.

🍀🍀🍀 Tsy maintsy misoratra anarana sy mandoa vola mialohan'ny 13 Desambra satria misy fanomanana ireo fitaovana sy voninkazo ilaina ho an'ny tsirairay.

👉 FANDRAISANA ANJARA : 75.000Ar / olona (alefa mvola 034 60 930 89 hatramin'ny talata 13 desambra 2022).

Mitohy ihany ny anjorian'ny fiainanaTanora afaka, manan-danja ary mahay mifandray miaina ao anaty fianakavianaNdao jeren...
05/11/2021

Mitohy ihany ny anjorian'ny fiainana
Tanora afaka, manan-danja ary mahay mifandray miaina ao anaty fianakaviana

Ndao jerena indray hoe manao ahoana izany zanaka mifandray @ RAD izany, mora ve? inona ny olana?

Ndao hiaraka aminay indray @ asabotsy 06 Novambra 2021 izao

Mitohy ihany ny anjorian'ny fiainana
Tanora afaka, manan-danja ary mahay mifandray miaina ao anaty fianakaviana
Ndao jerena indray hoe manao ahoana izany zanaka mifandray @ RAD izany, mora ve? inona ny olana?

Ndao hiaraka aminay indray @ asabotsy 06 Novambra 2021 izao

Manasa antsika TANORA sy ZATOVO eto Antsirabe e!FIfandraisana anisan'ny tena sarotra sy manimba zavatra maro rehefa tsy ...
15/10/2021

Manasa antsika TANORA sy ZATOVO eto Antsirabe e!

FIfandraisana anisan'ny tena sarotra sy manimba zavatra maro rehefa tsy hay ny mampiasa azy.

"Tanora sy zatovo mahay mifandray dia mivelatra amin'ny ho avy."

Ndao dray hiaraka aminay e!

FIfandraisana anisan'ny tena sarotra sy manimba zavatra maro rehefa tsy hay ny mampiasa azy.

Tanora sy zatovo mahay mifandray dia mivelatra amin'ny ho avy.

Mitohy foana ny anjorian'ny fiainana.Ndao hiaraka hamantatra hoe manan-danja marina ve moa isika ity? Misy ilana antsika...
25/09/2021

Mitohy foana ny anjorian'ny fiainana.
Ndao hiaraka hamantatra hoe manan-danja marina ve moa isika ity? Misy ilana antsika marina ve?
Sa miaina fotsiny aloha dia hita eo

Mitohy foana ny anjorian'ny fiainana.

Ndao hiaraka hamantatra hoe manan-danja marina ve moa isika ity? Misy ilana antsika marina ve?

Sa miaina fotsiny aloha dia hita eo

03/09/2021

Mandroso amin'ny dingana faharoa amin'ny anjorian'ny fiainana isika.

Mety misy fotoana manontany tena ianao zatovo na tanora hoe : Iza marina moa aho? Manan-danja na misy lanjany ve aho eo @ fiaraha-monina misy ahy? Ilaina tokoa ve aho eto amin'ity tany ity.

Ndao hiaraka aminay indray amin'ity volana septambra ity hiara-hiresaka ny mahakasika izay sy hijery ny vahaolana

FOTOANA : SABOTSY 04 SEPTAMBRA 2021
TOERANA : Green park Tsarasaotra (vavahady maintso ambony)
ORA: 02ora - 05ora

Ento ny namana!

Aza adino ny manao arovava orona!



Address

Antsirabe Afovoany
110

Telephone

0346093089

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sharing Good Events - SGE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category