Miribel Espace

Miribel Espace Location de salle pour évènements familiaux, réunions...
Akaikin'ny sampanana mankany Itaosy raha avy any Anosizato. Salle sans traiteur.

31/03/2023
28/03/2019

Miarahaba antsika.
Ito indray ny numéro ahazoana ny tompon'andraikitra eto @ Miribel Espace :033 13 799 23.
Mankasitraka tompoko

03/12/2018

Miarahaba tompoko.

Faly mandray anao izahay eto amin'ny Miribel Espace. Miala tsiny indrindra fa tsy dia mi se connecter mantetika noho izany dia iangaviana ireo izay mikasa ny hanao lanonana ato amin ny Espace na mila fanazavana fanampiny mba hiantso ny laharana +261331379923.

Misaotra indrindra tompoko, ary manantena ny fiaraha-miasa amintsika rehetra izahay.

13/03/2016
Coin bar au fond de la salle. Bien vitrée, en hauteur pour vos shooting.Izao ny décoration de base. Tsy misy traiteur, t...
12/03/2016

Coin bar au fond de la salle. Bien vitrée, en hauteur pour vos shooting.
Izao ny décoration de base. Tsy misy traiteur, tsy misy décorateur, tsy misy sono attitrés fa mahazo misafidy malalaka izay tianao ho entina ianao.
Anao ny fety, anao ny sehatra!

Capacité maximale : 300 personnes
12/03/2016

Capacité maximale : 300 personnes

Address

3F6P+QF Tananarive, MadagascarRN1, Croisement Itaosy-Anosizato
Antanimenakely
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261331379923

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miribel Espace posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category